NY FEON'NY MPANDRESY - ATAOVY AMEN ( Clip Ofisialy 2K19 Album AZO ANTOKA)

Fotoana tokony hahatsapanao ny voninahitry Jehovah izao, aza variana amin'ny zavatra tsy mahasoa na ady hevitra fa izaho sy ianao tokony efa feno fepetra ho vonona hitsena azy avy amin'ny rahon'ny Lanitra