Avy aiza ny Alahady? Pasteur Narison Gilbert Razafinjatovo

Fampianarana Sabata hariva 27 juin 2026 AVY AIZA NY ALAHADY ? Mazava ary hatramin'izao fa ny Sabotsy- Sabata no tena andro fitsaharana marina araka ny Didin'Andriamanitra ary ny Alahady no andro voalohany amin'ny herinandro I- NY ALAHADY ARAKA NY VOALAZAN'NY TESTAMENTA VAOVAO Misy andininy 8 milaza ny andro voalohany amin'ny herinandro ao amin'ny Testamenta Vaovao Inona no nataon'ny mpianatra sy ny Apostoly tamin'ny andro voalohany amin'ny herinandro ? 1 nizaha ny fasana : Matio 28: 1 Marka 16 : 2 , 9 Lioka 24 : 1,2 Jaona 20 : 1 2 nivory noho ny fahatahorany ny Jiosy Jaona 20 : 19 -3-niaingà. ho any Aso Asan'ny Apostoly 20:7, 8, 11, 13. (Fivoriana Sabata hariva-niainga maraina ho any Aso ) 4 nampamory vola isan-kerinandro sy isan-tokantrano I Korintiana 16:1,2 II - NASEHON'ANDRIAMANITRA MIALOHA FA HISY SAHY HANOVA NY SABATA "Ary hanohitra ny Avo Indrindra izy hitady hanova fotoana sy lalàna " Daniel 7:25 Tanteraka ve io fanambarana mialoha io ? Fanambaran' RP CADET : Andron'ny Tompo (Fivoasana Katesizy:Imprimerie Catholique t.358) "Teny sasantsasany tokony atao amin'ny Protestante ity: Mazava ao amin'ny Soratra Masina ny Didin'Andriamanitra hoe: MANKAMASINA NY ANDRO SABATA (SABOTSY) .Sabotsy hatrany hatrany ny andron'ny Tompo tamin'ny Testamenta Taloha, Sabotsy koa tamin'ny Testamenta Vaovao fony fahavelon'i Kristy. Ary na dia ankehitriny aza mbola Sabotsy no tanan'ny Joda ho andro fivavahany .Hatramin'ny teny voalohany ka hatramin'ny teny farany ao amin'ny Baiboly manontolo, dia tsy misy milaza fa tsy maintsy hohamasinina ho solon'ny Sabotsy ny Alahady. Koa inona sa iza no niavian'izany ,raha ny Église Catholique....? Tsy manaiky afa-tsy ny Soratra Masina izahay, hoy i Lotera sy i Calvin sy ny namany . Raha izany, nahoana izy no manohitra isan'Alahady ny Baiboly izay mandidy hanamasinana ny Sabata? Nahoana no manaiky ny Église izay mandidy hanamasinana ny Alahady ? "Raha tsy hamasinina ny Sabotsy dia tena voatsipaka mihitsy ny Soratra Masina, raha ankalasinina kosa ny Alahady, dia ekeny tokoa ny Église, araka ny fanaon'ny Katolika " . (Tantara Fohin'ny Eglizy Katolika t.28) II - ANTSO : "MIALÀ" Apocalypse 18:4 minia tsy mijery ny andron'ny tsy fahalalana Andriamanitra Asan'ny Apostoly 17:30 miandry antsika hibebaka Izy Apocalypse 3:20 vonona hamela heloka Izy Isaia 44: 22 Isaia 43: 25 momba antsika Izy Isaia 41:10 Apocalypse 14:12 IV- FAMPITANDREMANA Apocalypse 3:7 1 ataon'i Jesosy : Asolo ny didin'olombelona ny Didin'Andriamanitra Matio 15:8,9 2 araon'Andriamanitra : Ny amin'ny mariky ny Bibidia (fitenenana an'ohatra ) Apocalypse 14: 9-11 Bibidia= tsy manaiky ho fehezin-dalàna fa ny lalàn'ny tenany ihany Biby fiompy= manaiky ny lalàm-pifehezan'ny tompony *satria ny Sabata-Sabotsy no mariky ny fahefan'Andriamanitra ,ny alahady kosa no mariky ny fahefan'ny Eglizy na mariky ny Bibidia 03 vokatry ny fandraisana ny mariky ny Bibidia "Hisotro ny divain'ny fahaterezan'Andriamanitra ,izay naidina tao anatin'ny kapoaky ny fahatezerany tsy miharoharo zavatra, sady hampijaliana amin'ny afo solifara " Apocalypse 14:10 ANTONY : "MINIA MANOTA" Hebreo 10. : 26,27 NEFA : izay maharesy ka afaka amin'ny Bibidia sy ny sariny dia: hitsangana eo amoron'ny Ranomasina Fitaratra hitana ny Lokanga n'Andriamanitra hihira ny fihiran'i Mosesy Apocalypse 15:2,3 MIALÀ AMINY IANAREO RY OLOKO MBA TSY HIOMBONANAREO OTA AMINY, ARY TSY HAHAZO ANAREO NY LOZA MANJO AZY Apocalypse 18:4

254 DIOS TE DICE HOY: LA FE TE MOSTRARÁ LO QUE LA RAZÓN NO PUEDE, Y TE GUIARÁ HACIA LO IMPOSIBLE
▶︎

254 DIOS TE DICE HOY: LA FE TE MOSTRARÁ LO QUE LA RAZÓN NO PUEDE, Y TE GUIARÁ HACIA LO IMPOSIBLE

𝗙𝗔𝗡𝗗𝗔𝗛𝗔𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗟𝗘𝗛𝗜𝗕𝗘 hiarahana amin'i 𝙎𝙚𝙧𝙜𝙚 𝙅𝙤𝙫𝙞𝙖𝙡 𝙄𝙢𝙗𝙚𝙝 du 21 juin 2026
▶︎

𝗙𝗔𝗡𝗗𝗔𝗛𝗔𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗟𝗘𝗛𝗜𝗕𝗘 hiarahana amin'i 𝙎𝙚𝙧𝙜𝙚 𝙅𝙤𝙫𝙞𝙖𝙡 𝙄𝙢𝙗𝙚𝙝 du 21 juin 2026

Instrumental Worship Guitar : Best Worship Song | Peaceful, Relaxing Instrumental Hymns on Guitar
▶︎

Instrumental Worship Guitar : Best Worship Song | Peaceful, Relaxing Instrumental Hymns on Guitar

FANTATRAO MARINA VE JESOA? - TORITENY ALAHADY 05 APRILY 2020 - FJKM ISOTRY FITIAVANA
▶︎

FANTATRAO MARINA VE JESOA? - TORITENY ALAHADY 05 APRILY 2020 - FJKM ISOTRY FITIAVANA

Sabbath Worship Service June 27, 2026
▶︎

Sabbath Worship Service June 27, 2026

What bomb are we about to drop on The Passion Translation? 10 Qs with Mike Winger (Ep 78)
▶︎

What bomb are we about to drop on The Passion Translation? 10 Qs with Mike Winger (Ep 78)

VAVAKA DELIVRANCE HO AN'NY  ANKOHONANA  02 PASTEUR HERY TIANA RANDRIARIMALALA VAHAO NY OLOKO
▶︎

VAVAKA DELIVRANCE HO AN'NY ANKOHONANA 02 PASTEUR HERY TIANA RANDRIARIMALALA VAHAO NY OLOKO

Football Leaks, Liverpool și Elena Udrea
▶︎

Football Leaks, Liverpool și Elena Udrea

🎼🎧🙏MEDLEY HIRA FIDERANA NY TSARA INDRINDRA MIHETSIKA (EDITION 1)RIJA-GASY TSAR MIDER-JDAF-TGC-ARIANE
▶︎

🎼🎧🙏MEDLEY HIRA FIDERANA NY TSARA INDRINDRA MIHETSIKA (EDITION 1)RIJA-GASY TSAR MIDER-JDAF-TGC-ARIANE

Be Attached to God Alone - Bishop Barron's Sunday Sermon
▶︎

Be Attached to God Alone - Bishop Barron's Sunday Sermon

Deal Reached! - Israel Lebanon Agreement Sends Iran’s Hezbollah Into Full Attack Mode!
▶︎

Deal Reached! - Israel Lebanon Agreement Sends Iran’s Hezbollah Into Full Attack Mode!

NY TOKONY HO VADY TORITENY PASTEUR HERY TIANA RANDRIARIMALALA VAHAO NY OLOKO MARS 2024
▶︎

NY TOKONY HO VADY TORITENY PASTEUR HERY TIANA RANDRIARIMALALA VAHAO NY OLOKO MARS 2024

Santo Rosário | Sexta-feira | 04:00 | 12/06/2026 | Live Ao vivo
▶︎

Santo Rosário | Sexta-feira | 04:00 | 12/06/2026 | Live Ao vivo

EILMELDUNG: Sie haben mich ins Visier genommen
▶︎

EILMELDUNG: Sie haben mich ins Visier genommen

Something powerful is shifting in the spirit, and this word is for RIGHT NOW!
▶︎

Something powerful is shifting in the spirit, and this word is for RIGHT NOW!

Why Does God Allow Evil? A Catholic Priest Responds
▶︎

Why Does God Allow Evil? A Catholic Priest Responds

Marka 16: 15 - Sarotra Fantarina ny làlan'Andriamanitra fa izao ihany: Matokia Azy
▶︎

Marka 16: 15 - Sarotra Fantarina ny làlan'Andriamanitra fa izao ihany: Matokia Azy

Sermon from 06/14/2026 - The Sesame Street Sermon on Refreshment
▶︎

Sermon from 06/14/2026 - The Sesame Street Sermon on Refreshment

[No Ads] GET SOME REST// Bible Verses w/ Rain, Thunderstorms & LOFI for Sleep & Meditation (4 HOURS)
▶︎

[No Ads] GET SOME REST// Bible Verses w/ Rain, Thunderstorms & LOFI for Sleep & Meditation (4 HOURS)

🎼🎧🙏HIRA FIDERANA MEDLEY JOSEPH DAF TOP 10 - 2023
▶︎

🎼🎧🙏HIRA FIDERANA MEDLEY JOSEPH DAF TOP 10 - 2023