RN13: AMBOVOMBE FORT DAUPHIN

Raha te hampandroso amin'ny lafiny Sosialy sy ara-ekonomika aty amin'ny Faritra tapany atsimo, ny vahaolana mahomby indrindra dia ny fanamboara ity làlana RN13: AMBOVOMBE FORT DAUPHIN ity ihany.