ANAO GASIKARA

ANAO GASIKARA by TJM #anaogasikara Jesosy, Tompon’ny tompo Mpanjakan’ny mpanjaka Andohalehan’ny lohalika rehetra Lion’i Joda, mahery tsitoha Zanak’ondrin’Andriamanitra Manoa ny fiandrianany Eto amin’ny Firenena Anao Gasikara Anao ity Nosy ity Anao ny vahaoka ao Jesosy o Miombom-po izahay zanakao Ireo nantsoina amin’ny anaranao Manandratra ny anaranao ambony Manetry tena, mivavaka Miala amin’ny ratsy fanao Hanasitrananao ny taninay Ianao manjaka mandrakizay Ny fahamarinanao hanjaka Ny fiadananao hanapaka Ny fitiavanao hanenika Firenena masina Firenena miadana