VERCORS - Tany Miodina 0.3 (Official Clip 2k26)
Titre: Tany Miodina 0.3 Artiste: VERCORS EP:Homo Delendus WLR Film 2k26 Lyrics: TANY MIODINA 0.3 T@ 6h tao anaty "tunel" nitsatoka ny "Opinel" ny akaman'ialahy mi-taper R.I.P sy Amen CV sy LM zato tsisy apell tsisy Mail ny Pi dem mila atelina tsisy rano tsy misy nem Ny olana misavovona ao ambovo eo @ vovoka aho no midoboka ra tsy ampy angovo. zavona matevina mbola tsy haiko izay hiafarako dia tsy maintsy manao ratsy aho raha hitazona ny hafanako Kiraro faosika hidiran'ny rano tao ambany "semelle" ny akanjo VERK vasoka,tsy hanao bisous ny "femelle" fahatsorana hararaotina no nampiova anay mahasosotra taloha aho tiany amzao matofoka rehefa tsisy hatolotra Mora miova ny toetra rehefa miova ny seza saingy izay nanevateva teto angaha moa nisy nateza miova ny laharapamehana sy ireo lalana faleha, tsy tao antsaiko intsony ny tarehany Tsara ny "Dinero" fa raha trop mandrava dina nefa ozy Manjatina hoe raha tsy ireny tsy manambady zoky be "cinquaintenaire" no namaky "hymen" ialahy variana m-posta diplaoma anaty e-mail Ise ilay 'love' be no nahavoan'AVC Nahita an'ny vadin'ise mamafa MP tao anaty WC ny iray tanàna te ho sipan'Marimar aveo le zaza nandaingàna kay tonton sipan Mama ------------------------------------------------------------------------- Refrain: Ory tany mangakely aza miodina mafy fa tsy arako intsony Ory tany mangakely aza hoentinao mafy aho fa tsy arako intsony Tsy hanova famindra hanarak'ireo dian'ondry, Te ho diamondra! Ny atao ny atao na manonja, raha hisy hiasa-loha , asa aloha f'arabaina aho raha tonga! -------------------------------------------------------------------------- Folo mikaoty, 1 tena tia, ny ambiny te hilely fa tsy hoe hiaraka hiantsena, hifanatitra sy hitsena 3 natao mariazy, 2 natao "forcé" 1 tsy bevohoka, tsy nalefa fa nafafy t@ tarehy Tsisy tafavoaka akoatran'ireo nampidera ambany foitra enao n-flop nefa nibôsy sady nidera mba nisaotra tsisi liana satry tsotra fanamiana vitsy n tiana, vitsy no hitsikiana be ny miandry ny hikipiana Tany miodina izany ve dia hampitomany dadabe Noely nandalo fa tsy nivimbona vatomamy fakomaly izy no niandry efa nodimandry (ey!?) tsy amaha olana miverena any ra hitomany (hitomany) Hifanazava sa hifaptanisa nenina R.I.P sy amen ny Love notarisina anaty "Aren" teneno, eto himasoko hoe izy no tinao , dia hiala aho [teneno farany eto himasoko] Lena irery fa tsisy halaelo tsisy nanomeha elo niankidoha fa ra tsy mety afaka hialanay koa ianareo sigara no "maréna", lakana "ramer-na" ho voasakana aho raha mihera dia natao style NAINA [Ny Atao Ihany No Atao] Ny atao no atao fuck "Dev-pers" Fuck ny Coach/ fuck ny: mlay ela ry Brothers fuck reo tsy mahay n'inon'inona akory nefa be zesta mahita anay tsy Veste dia mitady hi-testa ------------------------------------------------------------------------- Refrain: Ory tany mangakely aza miodina mafy fa tsy arako intsony Ory tany mangakely aza hoentinao mafy aho fa tsy arako intsony Tsy hanova famindra hanarak'ireo dian'ondry, Te ho diamondra! Ny atao ny atao na manonja, raha hisy hiasa-loha , asa aloha f'arabaina aho raha tonga!

VERCORS - Dolomita (Official Clip )

BOX'N VAVA Feat. MBL, BOLO, PRINTSY, EKLYPS, YRIST, KALIDAS, LYRIKALL JILL (STREET VIDAKA / KM 2026)
![@LionHillDEEN - Ano Tavela Lyrics [ Unofficial Lyrics vidéo ] Afrolove by 501 Madagascar](https://i.ytimg.com/vi/kZCyB1M0Irg/hqdefault.jpg?sqp=-oaymwEjCNACELwBSFryq4qpAxUIARUAAAAAGAElAADIQj0AgKJDeAE=&rs=AOn4CLBJ-ZPrYjP2NPIQVVDEYYVzSOpAdw)
@LionHillDEEN - Ano Tavela Lyrics [ Unofficial Lyrics vidéo ] Afrolove by 501 Madagascar

VERCORS - Monastera Very (Official Clip)

Tantara malagasy - MIANGOLA SY MIANGALY (Tantara ny MBS Radio ) 👍❤ ARAHO NY PEJY TSIKA 💕

MBT MADAGASIKARA

VERCORS - Apostrofy (Official Audio)

Smaeleann_Mama_(clip officiel)

ILLICIT SOUL X NX2HL X SAM ANDRIANARIJEMISA X KHYM'S OGAMI - MOUNTAIN
![Efitry ny Fahanginana - Mason'Aloka 301 Madagascariensis [ RAP GASY ]](https://i.ytimg.com/vi/-gMCT3bJXNI/hqdefault.jpg?sqp=-oaymwE9CNACELwBSFryq4qpAy8IARUAAAAAGAElAADIQj0AgKJDeAHwAQH4Ac4FgALQBYoCDAgAEAEYfyATKBMwDw==&rs=AOn4CLASj2KYzZi0WKvDwnWYhxzDb7Pz1A)
Efitry ny Fahanginana - Mason'Aloka 301 Madagascariensis [ RAP GASY ]

VERCORS - Mpisakaiza (Official Video 2K26)

ZAKAI - ZAY FIKA (OFFICIAL VIDEO)

08- Lisitra mainty

DEGRE - TROP TARD (Clip Officiel)

VESSDONE -sarin'ady (clips visualiser officielle)

RABOUSSA-EFA FANTATRAO

Vercors - Alina Mangatsiaka (Official Audio)

Ke-Fran - Mandehana (Clip officiel)
![VERCORS - Ny Antony (Ft OLDZ)[Official Clip 2024]](https://i.ytimg.com/vi/jDQX5jiRSBQ/hqdefault.jpg?sqp=-oaymwEjCNACELwBSFryq4qpAxUIARUAAAAAGAElAADIQj0AgKJDeAE=&rs=AOn4CLAjaAjA3N1frONSUswDej_Li-9xgg)
