Fotoan-gasy (7)

FOTOAN-GASY (7/9) : Fijerena ny laharam-pahamehana Tonga amin'ny tokony hatao hifehezana ny fotoana mba tsy haharatsy laza ny fotoan-gasy ary isika izao ka ny voalohany amin'izany dia ny fijerena ny laharam-pahamehana (P voalohany amin'ny 3P = Priorité)