Passation de commandement Gendarmerie nationale

Lanonana ara-miaramila famindrana fibaikoana teo anivon’ny zandarimariam-pirenena, natao tetsy Mahamasina Fanatanterahana ny filankevitry ny ministra natao ny 04 Avrily 2018 nanendrena ny kaomandin’ny zandarimariam-pirenena ny Jeneraly Andrianjanaka Njatoarisoa, nisolo ny jeneraly Ramiandrisoa Jean de Dieu Daniel izay handeha hisotro ronono ity lanonana ara-miaramila tetsy amin’ny kianjaben’i Mahamasina ny 18 Avrily 2018 ity.