Kat'mi - Mahaleo (Raoul)
Artistes: Mahaleo Album: Mama Sera Genre: Folk, World & Country Sortie: 2007 song list: 1. Anjely (Dama) 2. Embona sy Hanina (Dadah) 3. Mianara Miaina (Raoul) 4. Post-Scriptum (Bekoto) 5. RN35 (Mama Sera) (Dama) 6. Rano sy Vary (Dadah) 7. Mipololotra (Raoul) 8. Renin-Drainivoanjo (Bekoto) 9. Orimbato (Dama) 10. Tsy Misy ny Doria (Dadah) 11. Kat'mi (Raoul) 12. Vatolahy (Bekoto) 13. Ambodibonara (Dama) 14. Mbola Irery (Dadah) 15. Miverena Modia (Raoul) 16. Madagasikara (Bekoto) 17. Ravorondreo (Mahaleo) Marisarisa tsy salama hono ny toe-karena Sendra làlana malama mampihenahena Mandositra ny ambanivohitra ny fahantrana Mirongatra eny ambonivohitra izy ka tsy tàna Aiza ho aiza hoy ianao ny toerana hamaharany Hanorenany indray izay mety ho tantarany Fa eny ambodibodi-hazo Tsy ialàna tazotazo Tazotazo-pahantrana Sarotra ialàna Tsy ho ela dia ho fefika ilay tanàna Mitombo toerana isan'andro izao ny Kat' mi Mampanjelatra masoandro ireo trano fatim-by Mirongatra etsy sy eroa, maniry toy ny anana Mivangongo ao avokoa rahefa mety tsy fananana Ny hoanina amin' izany tsy misy tokontaniny Be ireo zaza fanipanina tsy misy ny hoanina Fa eny andavadava-pako No miady mifandako Hamenoina ilay vavony Tsy mety tony Noana lava tsy ampy saosy Ka mangaro-paosy Mipetraka ho ahy sy ho anao Io no zava-misy Havako io havanao Tsy vitan'ny indrisy Hiangaran'ny fiainana sy ny vintana Tapi-dàlan-kitarainana Toa trondro azom-pintana Inona ary hoy ianao ny vaha-olana maharitra? Ahatonga azy ireo mba ho olona finaritra Manana asa hivelomana Mba tsy hitoka-monina Hanjary ho olom-baovao Manan-katao Manan-jo, manan-tsafidy Mba tsy ho voavidy Gasy ray, gasy reny Izy ireny Gasy ray, gasy reny Izy ireny

Rano sy Vary - Mahaleo (Dadah)

SAO DIA ATAON'IALAHY HOE Mahaleo Live @ Olympia

DADAH RABEL " Satry Ihany "

ZEZE MAHANORO - NAHOANA NO MITOMANY ( COVER IA / LYRICS )

Hiampita Fafah,Rampal,Hery Tiana

Dama (Mahaleo) mitantara ny seho t@ 13 Mey 1972

Mianara Miaina - Mahaleo (Raoul)

Jamba - MAHALEO

Eric Manana - Revirevinay taloha

Fafa à Montpellier fizarana farany.WMV

Mahaleo- Hay hay

Jamaika

TSY MISY NY DORIA Mahaleo Live @ Olympia

Le groupe MAHALEO en live et interview chez KANAL AUSTRAL.TV

Aza Tsiny - Ambondrona ✅

Mahaleo - Isekely (orchestra)

MAHALEO ( Raoul ) Mianara - miaina

