Miomàna 245 : Tandremo ny fonao_06 sept 2020
06 sept 2020 Anaka, tandremo ny teniko; Atongilano ny sofinao hihaino ny filazako. Aza avela hiala eo imasonao izy, Fa raketo ao am-ponao. Fa aina ho an'ny mahazo azy izy Ary fahasalamana ho an'ny nofony rehetra. Tandremo ny fonao mihoatra noho izay rehetra tokony hotandremana; Fa avy ao aminy no ihavian 'ny aina. Esory aminao ny vava mandainga, Ary ampanalaviro anao ny molotra mamitaka. Aoka ny masonao hijery mahitsy, Ary ny hodimasonao hibanjina eo anoloanao. Ataovy marina ny alehan'ny tongotrao, Dia ho voalamina ny alehanao rehetra; Aza mivily, na ho amin'ny ankavanana, na ho amin'ny ankavia; Esory amin'ny ratsy ny tongotrao. Ohabolana 4:20-27 MG1865 https://bible.com/bible/96/pro.4.20-2...

▶︎
Miomàna 298 : Aoka izy hitandrina fandrao lavo 05 12 2021

▶︎
❌NAMPIAKA-PEO I Pr JEAN LUC NAMALY AN'I SITENY NANOLOANA NY VAVA NATAONY🚫❗

▶︎
VITA NY MOMBA SITENY , ESORINA TSY HO PAN I SITENY RAHA TSY FAHOTANA ( Nouveauté gasy 2026 )

▶︎
Ny zavatra rehetra dia miaramiasa ho an’izay tia an’Andriamanitra. Romana8.28

▶︎
Toriteny Pentekosta 2026 | Jaona 15: 01-11 | Pasteur Edison Randriamalala

▶︎
Rain’ny kamboty sy Mpanome rariny ny Mpitondratena Andriamanitra . Salamo 68.5-6

▶︎
🎼🎧🙏MEDLEY HIRA FIDERANA NY TSARA INDRINDRA MIHETSIKA (EDITION 1)RIJA-GASY TSAR MIDER-JDAF-TGC-ARIANE

▶︎
Tantara Malagasy - ZANAK'IZA? (Tantaran'ny Aceem Radio) Tantara gasy indray mihaino

▶︎
Raha misaraka amin’ i Jesosy dia tsy mahay na inona na inona Jaona 15.5

▶︎
Fisaorana famille Pst Tantely Ratsimba

▶︎
Miomàna 297 : Katsaho sy saino ny zavatra any ambony 28 11 2021

▶︎
Do not be held back by the yoke of slavery anymore 14 Nov 2021

▶︎
INONA NY ANTONY TSY NAHASAHIANA ARY ? ( Nouveauté gasy 2026 )

▶︎
Aiza no itodihana raha tojo fahoriana ?

▶︎
Saino ny zavatra any ambony-1 - Pst Tantely Ratsimba - PK00 Soarano 12-12-21

▶︎
ANTSAN KIRA FIDERANA 'GROUPE LAURENT RAKOTOMAMONJY'

▶︎
Aza manorina ny fonao amin'ny zavatra mandalo fa ao amin'Andriamanitra ihany*

▶︎
JAMBENA TANTARA MALAGASY

▶︎
"MBOLA MIHAZONA NY FANAHY MASINA VE NY FIANGONANA?" Mpitandrina Irako ANDRIAMAHAZOSOA Ammi ta

▶︎
