Tantara malagasy -SARIN'I JAH- (Tantara ny Aceem Radio )💕👌 ARAHO NY PEJY TSIKA💕
Tantara malagasy -SARIN'I JAH Tantara Lava ny Aceem Radio indray miseho NB: HO ANTSIKA MPAKAFY, NIFINDRA ATO NY CHAINE "Tantarako MADA"☢❤ -------------- 👍🎁ABONNEO NY PEJY MBA HO FANKASITRAHANA NY FIZARANA💕👌 -------------- Chaine TANTARA FIHAINO ✅ / channel -------------- Tantarako Mada dia mizara ireto Tantara sy Film na Clip amin'ny onjampeo, mba anomezana fahafahampoa antsika mpakafy ny zava-kanto MALAGASY. ------------ Tantara onjapeo malagasy, izay antsoina koa hoe tantara rindra na tantara am-bava, dia mitana anjara toerana lehibe eo amin’ny kolontsaina sy ny maha-izy azy ny Malagasy. Ity karazana tantara ity dia namparitaka ny tantaran’ny firenena, ny fomba amam-panao, ary ny soatoavina ara-pivavahana sy ara-tsosialy amin’ny alalan’ny feo sy fanononana. Tsy toy ny tantara nosoratana, ny tantara onjapeo dia mifototra amin’ny fitantarana am-bava ary matetika dia voatahiry ao an-tsain’ireo ray aman-dreny sy zokiolona, ka afindra amin’ny taranaka manaraka. ------------- Pour ceux qui veulent supprimer sa musique sur chaîne, svp contactez-nous directement : ✅email: [email protected] Misaotra antsika rehatra!!!

Tantara malagasy -MANGIDY FARA (Tantara ny Record FM ) 👍❤ ARAHO NY PEJY TSIKA 💕

Tantara Malagasy - ADY AMIN'NY FAHAFATESANA (Tantaran'ny Radio Don Bosco)Tantara indray mihaino

Miaina ny maha tsy refesi-mandidy an'Andriamanitra | Toriteny 05/07/2026

Tantara Kolo FM / Bira Ti'art --- Nidi-doza (Mampitaintaina - Mampatahotra)

TANTARA MALAGASY - 𝗞𝗜𝗔𝗟𝗔 𝗠𝗔𝗢𝗟𝗔 𝗦𝗬 𝗥𝗔𝗦𝗘𝗞𝗢𝗟𝗔𝗛Y

Tantara malagasy - FANAMBY MASINA (Tantara ny Radio Don Bosco ) 👍❤ ARAHO NY PEJY TSIKA 💕

"ILAY TENA MAHATOKY"

TANTARA MALAGASY - HAFATR'I DADA (Tantaran'i RECORD FM) Tantara Lava

TEHA-MAINA - Tantara RADIO DON BOSCO (Tantara An'Onjam-peo) Indray Miseho

Tantara gasy --- Tantara RDB👉🏻👉🏻Rabona. #gasyrakoto

Tantara malagasy -LATSAM-PAKA Fizarana I (Tantara ny Aceem Radio)👍❤ARAHO NY PEJY TSIKA💕

Tantara Malagasy - TSY ITOERAN-DAHY - (Tantara lava ny Radio Don Bosco ) ARAHO NY PEJY👍❤
![Nofaizin'ny Maty - Tontolon'ny Tantara [🔥Abonnes - toi🔥]](https://i.ytimg.com/vi/g-GVT3h8cS8/hqdefault.jpg?sqp=-oaymwE9CNACELwBSFryq4qpAy8IARUAAAAAGAElAADIQj0AgKJDeAHwAQH4Af4JgALQBYoCDAgAEAEYZSBlKGUwDw==&rs=AOn4CLATFQo1etvu4H9NAu-iu_-4QilONA)
Nofaizin'ny Maty - Tontolon'ny Tantara [🔥Abonnes - toi🔥]

TANTARA MALAGASY - RALAIKAMO (Tantaran'i RECORD FM) Tantara Lava

Tantara Kolo FM / Bira Ti'art --- Nofy ratsy (Mampatahotra)

TANTARA MALAGASY - RINDRASOA

Tantara Malagasy - CRISTA SY FRANÇOIS - (Tantara lava ny MBS Radio ) ARAHO NY PEJY👍❤

VOADY MIAFINA TANTARA GASY

Tantara Malagasy - TSY AMPY FIALAM-BOLY -(Tantara lava ny ONJAM-PEO )ARAHO NY PEJY👍❤

