CLIP KOKORAKAKA Mista Boska

LYRICS KOKORAKAKA Boska : EFA HIDITRA « HOSPICE »MBOLA MISY HERPÈS MAKAFOKA LAVA DIA MANAO MADNESY TSAKY « CATLESSE » KOPAZIN’ « EAU PLATE » TSY TONIC NA FRESH HITADY AN’LERY ? 67 NY ADIRESY ANTSOY IZY HOE KOKORAKÀKA AZA MANARAKA NY FIAINAKO ELAH ZANDRY HOZY TAKÀKÀ EFA MISY ZAFIKELY MBOLA MAKA MAKORELY VADINY AMIN’IO MISITAKA TSIKELIKELY. ANTITRA VAO BE NY TANORA VAO MAMO LERY MILA MIKÔTY SIPA BE JABORA ASIO RORA : HOZY LE KOAITRA « HAINGANA RY ANINA ! » KARAMA LANY REVY, VADY AMAN-JANAKA TSISY HOANINA NATAKALO CHAMBRE NY TOKA-TRANO FA JAMBA NY VEHIVAVY MAIMBO FITOMBENANA FADY RANO HOAN’NY LEHILAHY MANAMBOLA MAMPIRAFY 2 ÈME BUREAU FOANA LASA VADY RENIN-JANANY MIAFY Refrain : REF’ELAH MAMBÀ SIPA RENIN-JANAK’ELAH VOAFITRA RETRAITE TSISY ZAVA-BITA REVIREVY, REDIREDY NO VITA X2 Mista : NY POTÉ COUSINE NANDRAMANA NY DITRA REHETRA REHETRA FANDI-NDRAZANA CHERIE VOAY BE NO LASA VADIN’LA CHERIE KOKORAKÀKA MITOVY AM LA MILALAO PRINCESSE EFA 400 TÊTES MIOVAOVA BITCH ET 7/7 MI-BAISE SY MI-NONO NEFA TONGOLO MILONA AO AN-TRANO BB MISY BOSS MANDONA BE NY CHARLOT OMEKO FUCK TSY AMPY METATRA NY AMBANY FOTRA MISEHO MANTATY CHOC NEFA MITINDO MISAOTY RANOMASO TOAKA REFA MISOTRO AM SHOP GENERATION KAIAMBA NE ELA BE SWAG REAL SATRIA PAPA ANIE SNOOP DOG BEDO, STRING, CUL, NGEZA VOLA, KANDRA, VADY, ZAZA Mista + boska : NIFIRAN’LERY MISS MALAIKA FALIFALY AM VOANY BE MPILELAKA. TSY HOE LE SIPA MANGIDIDY FA KOKORAKÀKA NIFIDY, HOE ZE SIPA VÔBIKINY ATAONY ADIDY RAKAMO VAVY TENA NY CUL ALEBEAZINA MITADIAVA TENA DADABE BE VOLA MODY TIAVINA SOSIPE NY FRAM AM FIKIAN’LAH TY L’TY TSY ANGERY ATY L’TY MISCRATCH KI KI KI Refrain : REF’ELAH MAMBÀ SIPA RENIN-JANAK’ELAH VOAFITRA RETRAITE TSISY ZAVA-BITA REVIREVY, REDIREDY NO VITA X2   / mistaboska.ofisialy.9