HIRA NOELY 2023 JESOSY MAMONJY (2)

Ny hira dia fanandratana, fotoana mamy hiaonana sy ahatsapana ny fanatrehan' Andriamanitra. Indro zaraina eto ora iray afahanao mankafy hira fiangonana Jesosy Mamonjy. Hira mamelombelona ny fanahy. Hira mitondra hafatra teo ambany fitarihan'ireo Ray aman-dreny mpanorina ny fiangonana Jesosy Mamonjy: Pastora M.A. Daoud mivady. Ny Tompo anie hikasika anao manokana sy hamelombelona anao eo ampihirana ny hira fiderana. Manasa anao "HI-ABONNER" amin'ny chaine hanarahanao hatrany hira Jesosy mamonjy vaovao sy hanohananao hanapariahanay ny hira fiderana. Listes Hira: 0:00 Mandeha mamaky ny lohasaha aloky ny fahatesana 4:04 Ny Hazofijalianao 7:47 Kely aho fa lehibe ny Jesosiko 10:30 Afafazo re ny voa 15:20 Jesosy o miasà eto aminay 19:53 Apetrako aminao ny zanako 25:26 Afak'ota aho 28:10 Fitia hifanolorana 33:02 Aleoko ihany ho kristiana fahagola 35:40 Mahery aho 39:30 Tano mafy izay hanananao 44:20 Lehilahy manao ahoana 48:48 Havaozy ny ara-panahinao 52:48 Tantano aho ho tafita 57:40 Ho anao 1:00:55 Izay nataonao omaly 1:04:26 Fanahy Masina loharanoko 1:08:28 Tompo ô , Inona no mba homeko Anao 1:13:04 Hira ato am-poko 1:16:08 Rehefa hiditra ny lanitra aho 1:20:30 Aiza no hisy ahy 1:25:32 Voavotry ny Tompo 1:29:24 Ilay nanao ny ranomasina