04 Nahoana Kay - Dama Mahaleo
Artistes: Dama Album: Mélodies de Madagascar Genre: Folk, World & Country Sortie: 1994 song list: 1. Fiainan' Antananarivo 2. Mimoza 3. Taxi Brosy 4. Nahoana Kay 5. Omaly Tolakandro 6. Aza Manadino Anay 7. Farakely 8. Ambohikobaka 9. Nosy Milalao 10. Voasary 11. Dihy Nahoana kay ny olona ety No tsy mahay taratasy Nahoana kay ny kilonga ety Tsy mahalala lakilasy Taratasin'izy ireo dia ny tany amboleny Ny angadin'izy ireo no fanoratany eny Ny fiainan'izy ireo dia mivelona amin'ny tany Fonenan'izy ireo tsy mba any an-danitra any Nahoana kay ny olona ety No noana fahavaratra Nahoana kay ny olona ety Tsy manambola fahavaratra Ny volan'izy ireo tsy mb'izany vola izany Ny harenan'ireo dia ny vokatry ny tany Ny fiainan'izy ireo dia mivelona amin'ny tany Fonenan'izy ireo any ambanivohitra any Nahoana kay ny fiainana ety No sarotra ivelomana Nahoana kay ny fiainana ety No sarotra iainana Ny tanin'izy ireo dia tany halan'orana Tananan'izy ireo, tanana halan-drivotra Volin'izy ireo sangisangin'ny avandra Kilongan'izy ireo mararirary lava Ny fiainan'izy ireo, fiainana lavitra antsika Ny fianan'izy ireo, fiainana any ambanivohitra Ny fiainan-tsika ety, fiainana andrenivohitra Ny fiainan-tsika ety, fiainana manao ahoana Isika mamantatra an'izany

08 Ambohikobaka - Dama Mahaleo

Rafahafahana

05 Omaly Tolakandro - Dama Mahaleo

❌NAMPIAKA-PEO I Pr JEAN LUC NAMALY AN'I SITENY NANOLOANA NY VAVA NATAONY🚫❗
![Tsy Misy Ny Doria [Dadah sy Fafah-Tononkira]](https://i.ytimg.com/vi/jnP6pMe71Zo/hqdefault.jpg?sqp=-oaymwE9CNACELwBSFryq4qpAy8IARUAAAAAGAElAADIQj0AgKJDeAHwAQH4Af4JgALQBYoCDAgAEAEYXSBdKF0wDw==&rs=AOn4CLB55a_SIJ3XeOvV4cd3Y_P4sXx_Qg)
Tsy Misy Ny Doria [Dadah sy Fafah-Tononkira]

SAO DIA ATAON'IALAHY HOE Mahaleo Live @ Olympia

DAMA & Theo RAKOTOVAO//Nahoana Kay(LIVE)

Indinde by Mariya Yohana (Dore Indinde iba Kabiri)

Raha maty aho

07 Farakely - Dama Mahaleo

09 Nosy Milalao - Dama Mahaleo

Raha mba nanana elatra

tanan'i Mama

Lolo sy ny Tariny - any alavidavitra any

JAMBA Mahaleo live @ Olympia

Badoda sy Solange (Studio Théo Mikea) - Dama Mahaleo

TSY FERANA : Erick MANANA

RIVOTRA Mahaleo Live @ Olympia

