BAOMIJIJY LIVE par LOLO SY ny tariny
Paroles et musique : Angelo RAKOTOMANGA (Lolo SY) Guitares Lolo SY, Farah RAMANANTOANINA Percussions : Dominique ANDRIANJAKA Voix : Bebey, Benny RABENIRAINY, Lolo SY L'histoire des 400 coups de deux gamins à travers les "buissons" de l'enfance, de la vie...Une relation dominant-dominé...déja... !!! Fa tsaroako ireo lalao Tany anaty lobolobo Tapakazo no mba basy tamin' izany Ialahy ilay rôle nanenjika, nandresy Izaho ilay bandy maty, resy hatrany Akandasitra lery no nifanekena fa nahoana ny an’ialahy no tena izy Ireo kanety nobakoiko ny maraina Lasana any tapitra, tsy nisy Angamba, angamba, angamba maty lolo Matoa mbola niaritra an’izany Ialahy ilay hazo tsara kolokolo Etsy akaiky aho bozaka mandady Halabotry sy ny ditra Ary niampy vanga-bao Zany letsy no niarahana nanao Nahoana ialahy no tsy voakasikasika Zaho kanefa feno tako-pery Raha vao lasa i Baomijijy ka mitondra zinga kely Ka mivadika atsy ambadiky ny trano Ialahy natao antsangory, ka afaka nijery Izaho avy ato ambany maminany! Angamba, angamba, angamba maty lolo Matoa mbola niaritra an’izany Ialahy ilay hazo tsara kolokolo Etsy akaiky aho bozaka mandady Toy ny amponga tsara rindra Niaraka nidobodoboka Ny fontsika tamin'i Baomijijy Ny azy ny safidy vita hatrany am-piandohana Izaho voahozona hitan-jiro Ny valalantsika koa, tsy mba hoe nifanapahana Fa lasan’ialahy manontolo Aleo ary aho hametraka veloma Any ankoatra indray angamba mihaona Mazava, mazava ny làlana hodiaviko Tsy misy tsindry aloka intsony Mazava, mazava ny làlana hodiaviko Tarafin’ny masoandro avy any ambony... Fa tsaroako ireo lalao Tany anaty lobolobo Tapakazo no mba basy tamin' izany Ialahy ilay rôle nanenjika, nandresy Izaho ilay bandy maty, resy hatrany

Jey Khemeya - A Sea of Ways And Lights

Bring back Schröder

Revy Lolo sy ny Tariny 1. Ilafy 23 jona 2023

LEMIZO par LOLO SY ny tariny (Live TVPLUS 2015)

tanan'i Mama

FIHIRANA FANAMPINY Vol.02 (Avy ny Maraina - Full Album Audio)

Rossy-ohatran ny tany tsy misy olona aty.

Coulisse On Tv : DADAH

❌NAMPIAKA-PEO I Pr JEAN LUC NAMALY AN'I SITENY NANOLOANA NY VAVA NATAONY🚫❗

Lolo sy ny Tariny (Erick Manana, Benny, Bebey) - Baomijijy (Live Roxy 1993)

ROTSIROTSY KAIAMBA (VIDEO COMPILATION)

Maninona e - Hanitra Ranaivo

ZAKARANDA (LOLO SY NY TARINY)

Fibata (Lolo sy ny tariny)
![AMBANY TANANA: [Aceem] #gasyrakoto](https://i.ytimg.com/vi/7RFCx70s7Es/hqdefault.jpg?sqp=-oaymwE9CNACELwBSFryq4qpAy8IARUAAAAAGAElAADIQj0AgKJDeAHwAQH4Af4EgALoAooCDAgAEAEYZSBPKFIwDw==&rs=AOn4CLAlZBWRuMZLyU_uRG2sgh2VHwW7Mg)
AMBANY TANANA: [Aceem] #gasyrakoto

"BOMBÔ GASY" Clip promotionnelle levée de fonds Lions Club

Mahaleo Paris/Savigny le Temple 2012

Erick Manana Izay ratranao dia feriko

Raha makany | Lolo sy ny tariny (lyrics)

