RIHANNA RARAKA KARAOKE

Tongasoa eto amin’ny KARAOKE GASY MALAZA 🎤 Eto no ahitanao karaoke malagasy voalamina tsara : hira malaza, hira vaovao, slow gasy, salegy, kalon’ny fahiny ary hira fety hohiraina miaraka amin’ny fianakaviana sy namana. Notre objectif : valoriser la musique malagasy à travers des karaokés propres, lisibles et agréables à chanter. Abonnez-vous pour recevoir régulièrement des karaokés gasy vaovao, avec tononkira mazava et ambiance musicale tsara. Raha misy hira tianao hatao karaoke manaraka, soraty ao amin’ny commentaire.