02- ODON

Mitohy ny fanehoan-kevitra mikasika ny fisitahan'ny Pape Benoît XVI. Amin'ny maha-mpitarika ny fiangonana katolika azy, dia nitondra ny heviny ny arsevekan'Antananarivo ny Mgr Odon Razanakolona tao anatin'ny resadresaka niaraka tamin'ny mpanao gazetin'ny Ma-TV omaly.