IALAO NY FOMBAFOMBAM-PIVAVAHANA | FANORENAM-PINOANA | NDRANTOMAHENINA RZ | MADAGASCAR CHRISTIAN TV
Betsaka ireo milaza fa mivavaka fa tena mivavaka marina ve ? Tena Kristiana marina ve? Tena mpanompon'Andriamanitra marina ve ? Milaza moa ny tenin'Andriamanitra hoe : Ka dia ny voany no hahafantaranareo azy. - Matio 7:20 Araho ato anatin'ny fandaharana FANORENAM-PINOANA iarahana amin'ny pasteur Ndrantomahenina RZ ny fampianarana hahatonga saina anao fa indrindra hampandroso anao amin'ny lalana tokony ho izy. Aza diso "motivation" fa miverena amin'ny lalana tena izy. Tsy mbola tara izao fa mbola afaka ny handova ny lanitra sy hamokatra voa tsara ianao. Jereo ny fandaharana fa hanova ny fiainam-panahinao ity fizarana ity. Tia anao Jesosy ! ---------------------------------- Ny 𝗣𝗮𝘀𝘁𝗲𝘂𝗿 𝗡𝗱𝗿𝗮𝗻𝘁𝗼𝗺𝗮𝗵𝗲𝗻𝗶𝗻𝗮 𝗥𝗭 no filoha mpanorina sy mpitarika ny 𝗳𝗶𝗮𝗻𝗴𝗼𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗛𝗬 𝗦𝗬 𝗙𝗜𝗔𝗜𝗡𝗔𝗡𝗔 Laharana hahazoana azy ireo : 034 14 659 11 #ialaonyfombafomba #fivavahana #fanorenampinoana #ndrantomaheninarz #mctv

TeaTime: Steve Andriamasy (Epistolier) "Ny fibebahana tena marina"

TANDREMO NY FIAINAM-PANAHY MATIMATY | FANORENAM-PINOANA | NDRANTOMAHENINA RZ | MCTV

Ny tahotra sy ny vahaolan'ny tahotra

Rev Epeli Ratabacaca Nananu Village Tailevu Lotu Ni Yavusa

JESOSY NO ILAIN'I MADAGASIKARA RAHA TE HANDROSO | FANTARO NY MARINA | FENOHASINA ANDRINIRINA | MCTV

Rapeto darafify Vazimba

Unbelievable Smart Worker & Hilarious Fails | Construction Compilation #1 #adamrose #smartworkers

Tsara fiafenana (1/6) - 101

Rowan Atkinson's Brilliant Humor Leaves Celebrities in Tears!

ZO FOTOTRA NY MIVAVAKA AMIN’IZAY FIANGONANA TIANA HIVAVAHANA | FANTARO NY MARINA | MCTV

The FULL VIDEO of Trump they didn’t want released

RAISO NY HERIN'ANDRIAMANITRA | BAIBOLY TENY VELONA | DIMY ANDRIASON | MCTV

MANEKE NY FANDAMINAN’ ANDRIAMANITRA | FANORENAM-PINOANA | NDRANTOMAHENINA RZ | MCTV

RACISTE, QUEL HONTE ! | NY HATANORANA | JOHANNA RAZANAKOTO | MCTV

Randran-kira Antso | Trompetra Fanantenana 67ha | Hira Fiderana Malagasy

EILMELDUNG: Sie haben mich ins Visier genommen

MILA MAHERY AO ANATY ADY | FANTARO NY MARINA | FENOHASINA ANDRINIRINA | MCTV

Marka 16: 15 - Toriteny Alahady (Jaona 21: 15 - 19)

How To Wait On God

