M.F.K Foibe: “Mila mivavaka ho an’ny Firenena isika na dia ao anaty ady sarotra aza” Torit.0362/2026
Miarahaba antsika rehetra manaraka izao Fampaherezana izao amin’ny anaran’i Jesosy Kristy hatrany ny tenako. Manindry hatrany isika fa andro farany izao dia misy ny famitahana ary Satana no ao ambadik’ izany rehetra izany (II Petera 2:1-3, II Timoty 3:1-5). Ary vokatry ny ataon’ny kristiana dia ianaran’ny mpanao pôlitika ihany koa izany satria mieritreritra ny rehetra fa tsy hisy valiny ny ratsy ataony, nefa mbola mamindra fo Atra Mpitoriteny 8:11-13. Miavaka kosa anefa ny olona mahatoky Azy (Malakia 3:17-18). Inona ary ny tokony atao? “Mila mivavaka ho an’ny Firenena isika na dia ao anaty ady sarotra aza” Jeremia 29:7, satria fantan’ny devoly fa kely sisa androny dia mamitaka izy (Apokalypsy 12:12). Mahereza hatrany rahalahy sy ranabavy. Pasteur ANDRIAMALALA Rodin!

M.F.K Foibe: “Antony hitoriana ny Filazantsara dia ny hisian’ny Fiadanana sy Filaminana” 0361/2026

❌NAMPIAKA-PEO I Pr JEAN LUC NAMALY AN'I SITENY NANOLOANA NY VAVA NATAONY🚫❗

Real Life in VANUATU: Happiest Country On Earth — But The Real Truth Will Shock You! | Documentary

SOLANGA 06 Juin 2025- #Rossy na i #Jean Jacques Rabenirina

GRAND WELCOME: Pope Leo XIV Receives Guard of Honour as King Felipe VI Greets Him in Madrid | AK1B

Trevor Noah: Why Gentle Parenting Terrifies Me ✈️ 😂 🔥 | Stand-up Comedy

Why Aliens Would NEVER Invade Africa

They Called Kung Fu “Dancing” Until Bruce Lee Entered the Ring Against 3 Karate Giants

M.F.K Foibe “Mitonon-tena ho mivavaka ny olona nefa ny fomba atao tsy misy Fitiavana” Tor.0358/2026

Hillsong Worship Playlist 2026 🙏 I Speak Jesus , Goodness Of God - Best Hillsong Music Collection

Portugal Vs Chile (3-0) Highlights | FIFA Matchday 2026 • Ronaldo Goals • Hasil Bola Tadi Malam • IM

VITA ITY FITONDRANY MICHAEL ITY ( Nouveauté gasy 2026 )

Don’t Throw Away Old Phones! Put One Behind Your WiFi Modem and Watch What Happens!😱

Rwandan Genocide Survivor Jeanne Uwimbabazi Shares Powerful Testimony in Paris Ceremony | AC1N

L’INVITE DU JOUR MIVANTANA 03 JONA 2026:

ምስጢር መጽሓፍ ቅዱስ፦ የሱስ ክርስቶስ ኣብ መጽሓፍ ቅዱስ መዓስ ተገሊጹ?

They Didn't Like Her Look, But Then She Sang Like a Star! 🤩

500 lb Monster Offered $80,000 To Last 10 Seconds — 200 Men Tried — Bruce Lee Finished It In 6

M.F.K Foibe: “Noho izany manàna Fitiavana fa izany ny olona tena afaka” Toriteny 0359/2026

