Zahatany 19 Août 2023 - Tourisme Morondava - RSE Groupe Kimony Resort

Morondava: topi-maso ireo toerana ara-pizahatany manodidina azy sy fampahafantarana ny RSE (Responsabilité Sociétale d'Entreprise) ataon'ny "Groupe Kimmony" - "Complexe Hotelier" ao amin'ny faritra Menabe Valanjavaboahary, Faritra arovana, Moron-dranomasina, Atiala Honko dia hita manodidina an'i Morondava avokoa no sady betsaka ny azo atao mandroso sy miverina indray andro miala avy eo antapo-tanàna Ny “Allée des Baobabs” no toerana be mpitisidika indrindra amin’ny toeram-pizahantany misy ato Morondava hatramin’izay, efa tafiakatra 16 326 sahady ny mpitsidika azy teo anelanelan’ny voalana Janoary sy Jolay 2023 Valanjavaboaharim-pirenena Kirindy Mité no ao atsimony - Belo/Mer, atao adin'ny 4 amin'ny fiara 4x4. Valanjavaboaharim-pirenena Tsingy de Bemara ao avaratra, atao adiny 8 amin'ny fiara 4x4 Faraparan’ny volana jolay sy fiandohan’ny volana aogositra no fotoana naha betsaka indrindra ny mpizahatany nitsidika an’I Morondava ho an’ny taona 2023. Hipoka, feno avokoa ny fandriana tamin’ny trano fandraisam-bahiny, raha toa ka miisa 52 ny “hotel” sy “restaurant” mpandray vahiny eto antapo-tanana Anisan’ireo hotel sy restaurant mpandray mpizahatany aty amin’ny faritra Menabe ny Groupe Kimony Lodge and Resort, « complexe hotelier » fankatahaka amin’ny fampiroboroboana ny fizahantany mipaka amin’ny toe-karena sy fiainana ara-tsosialy ifotony – « tourisme durable et responsable » hoy ny fiantso mahazatra. Reportage: LEMANA Elisée, Feno RANDRIAMALALA, Ghander Slim, Stéphane Lebonom

#Ndao_Andramana_eh #Immersion S1E1 Cap Kimony et Kimony Resort
▶︎

#Ndao_Andramana_eh #Immersion S1E1 Cap Kimony et Kimony Resort

Zahatany 14 Octobre 2023 - Présentation et historique de l'île de Nosy Lava
▶︎

Zahatany 14 Octobre 2023 - Présentation et historique de l'île de Nosy Lava

ZAHATANY 30 SEPTEMBRE 2023 - PATRIMOINE MONDIAL DE l'UNESCO A MADAGASCAR
▶︎

ZAHATANY 30 SEPTEMBRE 2023 - PATRIMOINE MONDIAL DE l'UNESCO A MADAGASCAR

Zahatany 20 Juillet 2019 |Allée des baoabs et Tsingy de Bemara Bekopaky|
▶︎

Zahatany 20 Juillet 2019 |Allée des baoabs et Tsingy de Bemara Bekopaky|

NOSY MAINTSO AMBALARANO VOLY HONKO
▶︎

NOSY MAINTSO AMBALARANO VOLY HONKO

Zahatany 29 Mars 2024 |Chute d'eau Ambodiriana, Grotte Ambatolatabatra, Fosse commune de 1947|
▶︎

Zahatany 29 Mars 2024 |Chute d'eau Ambodiriana, Grotte Ambatolatabatra, Fosse commune de 1947|

Zahatany 01 Février 2020 |Investissement Hôtelier Groupe KIMONY LODGE AND RESORT|Interview du mois|
▶︎

Zahatany 01 Février 2020 |Investissement Hôtelier Groupe KIMONY LODGE AND RESORT|Interview du mois|

Matoatoa tao Tsarafara Behenjy
▶︎

Matoatoa tao Tsarafara Behenjy

4 BABIES by 4 women: 😱👶🏻GRANDMA wants to FORCE him to have a VASECTOMY!💉😨 | Full Episode | Verdac...
▶︎

4 BABIES by 4 women: 😱👶🏻GRANDMA wants to FORCE him to have a VASECTOMY!💉😨 | Full Episode | Verdac...

Zahatany 06 Janvier 2024 |Letchis de la Région Atsinanana et Manutention d'exportation de la SMMC|
▶︎

Zahatany 06 Janvier 2024 |Letchis de la Région Atsinanana et Manutention d'exportation de la SMMC|

Zahatany 04 Janvier 2020 |Parc National de Kirindy Mité - Belo sur mer à Morondava|
▶︎

Zahatany 04 Janvier 2020 |Parc National de Kirindy Mité - Belo sur mer à Morondava|

Antsirabe-Morondava by Motorbike - RN34 MADAGASCAR 🇲🇬 2/3 - Miandrivazo - West Coast RoadTrip | E.11
▶︎

Antsirabe-Morondava by Motorbike - RN34 MADAGASCAR 🇲🇬 2/3 - Miandrivazo - West Coast RoadTrip | E.11

Zahatany 03 Aout 2019 |La Forêt de Maromizaha |Historique de Lémuriens de Madagascar|
▶︎

Zahatany 03 Aout 2019 |La Forêt de Maromizaha |Historique de Lémuriens de Madagascar|

A la recherche du Kokolampy
▶︎

A la recherche du Kokolampy

Famoha 22 Novembre 2023
▶︎

Famoha 22 Novembre 2023

Zahatany 20 Janvier 2024 |Circuit Fruit Ampasinambo Agro Camping |Musée Vavitiana| Toamasina
▶︎

Zahatany 20 Janvier 2024 |Circuit Fruit Ampasinambo Agro Camping |Musée Vavitiana| Toamasina

Découverte de MORONDAVA - MADAGSCAR
▶︎

Découverte de MORONDAVA - MADAGSCAR

L'APRÈS CYCLONE GEZANI - AARON (Ft. DENISE, SHYN, VANESSA MANONGA)
▶︎

L'APRÈS CYCLONE GEZANI - AARON (Ft. DENISE, SHYN, VANESSA MANONGA)

Zahatany 11 Mai 2024 |Visite à Tsitialeretsy et les services écosystémiques du barrage Andekaleka|
▶︎

Zahatany 11 Mai 2024 |Visite à Tsitialeretsy et les services écosystémiques du barrage Andekaleka|

Wer ist ärmer: wir oder die Afrikaner? Preise in Afrika, Äthiopien
▶︎

Wer ist ärmer: wir oder die Afrikaner? Preise in Afrika, Äthiopien