Tsora-Bitsika - Emission 4 - Célébration anniversaire 40 ans Gwladys

Fandaharana TSORA-BITSIKA faha 4 nandeha ny Sabotsy 27 Aogositra 2022. Fankalazàna manokana ny tsingerintaona nahaterahan'i Gwladys. TSORA-BITSIKA MANAMARIKA TANTARA!