Toriteny - PST Irako Ammi Andriamahazosoa - 30 aprily 2022 - Fampiofanana

Toriteny - Fampiofanana - PST Irako Ammi Andriamahazosoa - 30 aprily 2022 Hazakazaka Masina Toerana : Katsaoka Fampiofanana ny Diakona sy Lohaolona SPAA 11 Mihazakazaha hoy ny tenin'Andriamanitra aminao Handao hiara-hiazakazaka fa FJKM ianao Fantaro ny hazakazaka Masina hanentanana anao Tanterao ny fihazakazahanao I Kor 9 : 24-27