Tantara Malagasy - RENIKELY TSY MIFADITROVANA (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara indray miseho
RENIKELY TSY MIFADITROVANA Tantaran'i Radio Don Bosco Tantara indray miseho Tantara Malagasy Nametraka didi-pananana i Rabeza, nialohan'ny nahafatesany ka nomeny an'i Fara zanany vavy daholo ny fananana rehetra. Renikelin'i Fara i Ramatoa Selesy Nogiazan'i Raselesy ny fananana rehetra, izay lovan'i Fara avy amin'ny rainy, tsy nampahafantariny an'i Fara ny fisian'ny didi-pananana, ity farany rahateo mbola tsy ampy taona. Nifankatia i Leva sy Fara, nampifilafila an'i Fara hatrany anefa i Leva. Naneho toetra ratsy an'i Fara isan'andro i Raselesy... Notambazan'i Selesy volabe i Leva mba hitia azy, ary hanadino ny fisian'i Fara. Manararaotra ny tsy fahaizan'i Selesy i Leva, tangosany fotsiny ny volan'ilay ramatoa. Nanantona an'ny President Fokontany i Fara, namantatra ny mikasika ny fananana navelan'ny rainy ho azy, fantany tamin'izany fa tsy misy na kely aza ny fananana tokony ho an'i RaSelesy. Namidin'i Raselesy tamin'i Ratrema i Fara, Ratrema rahateo koa mpanan-karena tia miliva amin'ny vehivavy. Novonoin'i Ratrema i Raselesy rehefa tsy nahavita ny fifanarahana hoe hampifanambady an'i Ratrema sy Fara. Mpanoratra : Harivololona Mpilalao : Faly, Antsaravaka, Rakoto, Niravo ary Synèse Nandray feo : Tovo Razanamamonjy Nanatontosa : Bruno Rakotomalala #tantara #renikelytsymifaditrovana #sarymihetsika

Tantara Malagasy - ILAY ANJELY TSY NAMPOIZIKO (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara Indray Miseho

👉 "VATO MATY "

Ilay Tsiambaratelo Tantara Gasy

Tantara malagasy - NY DITRA (Tantara ny Radio Don Bosco ) 👍❤ ARAHO NY PEJY TSIKA 💕

Tantara Malagasy - FANDRIKA (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara indray miseho

RENIKELY HAFAKELY: Tantara gasy vaovao (ACEEM Radio) #gasyrakoto

Richard sy Rakri - Tantara VIVA Radio

HERY AMBONIN'NY HERY (Tantara RDB)👍💕ABONNEO NY PEJY TSIKA❤

Fitiavan-karena tantara malagasy aceem radio

I MIRA SY RIMA II : Anjely mpiambina

Tantara Malagasy - NENTINY ANY AMPASANA (tantaran ' i Radio Don Bosco/ RDB) ❤️

Tantara Malagasy - SAMY ITODIAN'NY NATAONY (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara indray miseho

Tantara Malagasy- Ilay tovovavy misitery

Tantara RDB: TSAPATSAPA VAIN’AFO #gasyrakoto

Tantara Malagasy - TSINDRIMANDRY Fizarana I (Tantaran' Radio Don Bosco) 👍❤ ARAHO NY PEJY TSIKA💕

Tantara Malagasy - RAFOZAN-DOZA SY VINANTO TSY VANONA (Tantaran'i Kolo FM) Tantara Indray Miseho

NY TENA TIA: Tantara rdb #gasyrakoto

Tantara Malagasy - RANOMASOM-PITIA (Tantaran'i Aceem Radio) Tantara Indray Miseho

Takelaka mainty - Tantara VIVA Radio

