Omeo laka ny Fiderana | Mialy Rakotomamonjy | Tononkira

Omeo laka ny Fiderana MIALY RAKOTOMAMONJY Misy olana ve no mitanondrika ianao Aza kivy mitrakà, jereo jesoa dia mivavaha Aza avela handresy anao ny adim-panahy Aoreno ny finoana, fa Jesosy anie eo foana Ka hoy aho hoe: omeo laka ny fiderana ee, Omeo laka ny fiderana aa Misy olana ve no mitanondrika ianao Aza kivy mitrakà, jereo jesoa dia mivavaha Aza avela handresy anao ny adim-panahy Aoreno ny finoana, fa Jesosy anie eo foana Ka hoy aho hoe: Zay olana ve (ho vahany zany e) Aretina ve (sitraniny io) Fahakiviana e (tsisy zany e) Fangirifiriana ho hofoanana e Avelao hanjaka ny fifaliana Jesosy no hiady f’ianao hangina omeo laka ny fiderana ee, Omeo laka ny fiderana aa