FANOMPOAM-PIVAVAHANA ALAHADY 10 SEPTAMBRA 2023 - FJKM ISOTRY FITIAVANA

FANOMPOAM-PIVAVAHANA ALAHADY 10 SEPTAMBRA 2023 - FJKM ISOTRY FITIAVANA Alahadin'ny Sampana AFF Fitsofan-drano ny Mpitandrina A. Herinambinina Sal 117 Hira: 14 O ry tany rehetra, avia izao Hira :780. 1 he, dera, laza, hery Hira: 201.3 Fanahy Masina ô ! Sal 96.1-10 Mat 4.12-17 Rom 15.14-21 Hira: 638.1,4 Ry Jeso Mpamonjy malala, Hira: 313.1 Miantrà ny firenena, Hira 314.2 tsy ho antsika irery Hira 283.1; 4 Hira :351.1 Tsy hangina re ry hoby noho hianao ry Ziona 00:00 Fidirana 00:17 Tsanta 11:24 Fanombohana 16:41 Fotoanan'ny ankizy sy tanora 32:33 Toriteny 57:22 Asa vavolombelona : Fitsofan-drano ny Mpitandrina A. Herinambinina 1:13:36 Vavaka vita asa, hafatra sy tsodrano