KARAOKE ANY AMBANIVOHITRAY - SHAMARA
ANY AMBANIVOHITRAY SHAMARA Any ambanivohitranay ange ny akama Na hoe dezaka mbola mahatamàna Milamina tsy mba mikorontana izany Fihavanana tena izy no any Jerena fa mbola tany efitra Kanefa tsy alofan'ny dahalo Maro aza ange ireo diso hevitra Ry zareo tsy manam-pahavalo Miaro ny tanàna? Dina no lalàna Tsy hoe ny fanjakàna No hamehy azy any, hafa-tsy izy ihany … Raha ny tontolo No maha - ambanivolo Fa tsy mikolokolo Hafa ny antsika izay mbola rà mandriaka …. Miaro ny tanàna Dina no lalàna Tsy hoe ny fanjakàna No hamehy azy any, hafa-tsy izy ihany … Raha ny tontolo No maha - ambanivolo Fa tsy mikolokolo Hafa ny antsika izay mbola rà mandriaka

▶︎
KARAOKE TANY TOKANA - MAHALEO

▶︎
KARAOKE BANDY M'PINCE - PRINCIO

▶︎
MADAGASCAR la RN 12 de Manakara à Fort Dauphin

▶︎
JAMBA Mahaleo live @ Olympia

▶︎
Victims of love Joe Lamont (acoustic karaoke)

▶︎
Incredible Safari Moments Caught on Camera

▶︎
TOMPO O TIAKO FOANA Jocelyn Ranjarison Karaoké(instrumental)

▶︎
KARAOKE BARANJELY - IFANIHY

▶︎
KARAOKE TONGA NY MALALANY - REBIKA
![IRAIMBILANJA /// TSY HO AHY IANAO [ CLIP GASY ]](https://i.ytimg.com/vi/cPJq-Smnwpg/hqdefault.jpg?sqp=-oaymwEjCNACELwBSFryq4qpAxUIARUAAAAAGAElAADIQj0AgKJDeAE=&rs=AOn4CLBv5CHbVrAx2g1lrmMYb1nCQy1xjw)
▶︎
IRAIMBILANJA /// TSY HO AHY IANAO [ CLIP GASY ]

▶︎
KARAOKE IKALAKELY - MAHALEO

▶︎
Njakatiana - Vetson'ny selibatera (KARAOKÉ)

▶︎
😢HIRA :RAINDIMBY :Diso IanaoCover Humour & Ai Délire Gasy

▶︎
Memorija feat. Zijan - Pushti Kosi (Official Video Live at Metropolis Arena 2017)

▶︎
KARAOKE ILEMENA - IFANIHY

▶︎
HIRA TIAKO - Meilleurs Slow & Blues Gasy (Part 3)

▶︎
Karaoke MEDLEY TAMBATRA REBIKA (Tsiaro an'i Rampal)

▶︎
Mahaleo - Adin-tsaina (Celtic version - lyric video)

▶︎
KARAOKE ASA IHANY BELAHY

▶︎
