Tantara Malagasy - FITARATRA (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara indray miseho

FITARATRA Tantaran'i Radio Don Bosco Tantara indray miseho Tantara Malagasy Tantaram-pianakaviana miezaka miady amin'ny fiainana. Mpitarika sarety sy mpitatitra entana ny lehilahy ary mpanasa lamba sy mpitaona tany ny renim-pianakaviana. Fianakaviana roa samy anatin'ny fahasahiranana sy hakiviana. Nanam-piniavana sy fanantenana ho tafavoaka hatrany ny raim-pianakaviana, etsy ankilany kosa tsy mba misy fankasitrahana mba setrin'izany ezaka izany ny vehivavy. Mahay mifanohana sy mifanitsy amin'ny fiainana ny roa tonta, miaina amin'ny lalan'ny fahamarinana... Mpanoratra : Haingo Ny Fitia Mpilalao : Rakoto, Faly, Synèse, Danielà, Ony-Mihajanirina, Holy Nandray feo sy nanatontosa : Tovo Razanamamony, Holisoa #tantara #fitaratra #sarymihetsika

Tantara Malagasy - TSARA TEFY (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara Indray Mihaino
▶︎

Nofy ratsy tantara RDB radio
▶︎

Nofy ratsy tantara RDB radio

Fitia takalo fitiavana (Tantara An'onjam-peo) Tantara Malagasy

Tantara Malagasy - ANKALANA Fizarana I - (Tantara lava ny Radio Don Bosco  )ARAHO NY PEJY👍❤

Tantara Malagasy - NILALAO AFO (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara indray miseho

MISTERIN'ILAY BOKY MAINTIN'NY HAIZINA - Tantaran'i Record FM (Tantara An'Onjam peo)

Tantara malagasy - HO ANATRA NY FIAINAKO (Tantaran' Radio Don Bosco) 👍❤ ARAHO NY PEJY TSIKA 💕

Tantara Malagasy - IZA MARINA NY OLON-TIAKO (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara Indray Mihaino

LASABITRA TANTARA GASY
▶︎

LASABITRA TANTARA GASY

Tantara Malagasy - FANDEFERANA SA VALIFATY? (Tantaran' Radio Don Bosco) 👍❤ ARAHO NY PEJY TSIKA💕

MIANDRY OLON TIANA TANTARA MALAGASY
▶︎

MIANDRY OLON TIANA TANTARA MALAGASY

Tantara Malagasy - TEREN-KO MASAKA (Tantaran'i Kolo FM) Tantara Indray miseho

Tantara Gasy - Tsy afa-nigika
▶︎

Tantara Gasy - Tsy afa-nigika

Tantara Malagasy - FANDRIKA (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara indray miseho

ASA MAIZINA. TANTARA MALAGASY NY RDB
▶︎

ASA MAIZINA. TANTARA MALAGASY NY RDB

Tantara malagasy - TANANAN'NY AIZINA Fizarana I (Tantaran' RECORD FM) 👍❤ ARAHO NY PEJY TSIKA 💕

Tantara Malagasy - ANDRO TSY HIVERINA (Tantaran'ny Aceem Radio) Tantara lava indray mihaino

Ankasoparana 👉🏻👉🏻 Tantara RDB #gasyrakoto

Antanandrano - Tantara Malagasy FM [Fizarana voalohany]

Dian-kapoky ny fiainana (Tantara Radio Plus) Tantara Malagasy