Ato Amiko Ny Fanahy l Hira Katolika l Gospel
1. Ato amiko ny Fanahy, ny Fanahin'ny Tompo, Fa nanosotra hitory vaovao mahafaly Amin'ny malahelo sy naniraka ahy Hankahery izay torotoro fo. Ampio aho, tantano am-pitiavana aho, Jesoa ô. Fa raha ny heriko ihany dia ho kivy an-dalana aho Hanatontosa ny irakao no mamiko Fa omaly, anio ary mandrakizay Tsy miova ianao, Jesoa ô. 2. Ato amiko ny Fanahy, ny Fanahin'ny Tompo, Hitoriako fahafahana amin'ireo izay voafatotra Fahiratana ho an'ny jamba ary koa fahafahana Amin'ireo izay ampahoriana 3. Ato amiko ny Fanahy, ny Fanahin'ny Tompo, Mba hampionona izay tra-pahoriana rehetra Ao anatin'ny fanompoana sy fandavan-tena Am-pitiavana hatramin'ny farany

▶︎
Ato amiko ny Fanahy, ny Fanahin'ny Tompo (Hira Katolika Malagasy)

▶︎
Goodness Of God - Praise And Worship Songs 2026, Best Morning Worship Songs, Top Christian Music

▶︎
Kristianina Mihevera l Hira Katolika l Gospel

▶︎
🎼🎧🙏MEDLEY HIRA FIDERANA meilleurs Slow évangélique 2023(EDITION 3) NY AVO-PEPE SHINE-RIJA-CEVAM-REKO

▶︎
Hira Fiderana | Fiankohofana | Evangelique Medley Malagasy | Vol 2

▶︎
Andriamanitra Fitiavana Ianao l Hira Katolika l Gospel

▶︎
The Cece Winans Greatest Hits Full Album With Lyrics 🙏 Best Contemporary Gospel Of Cece Winans 2025

▶︎
Kijito Cha Utakaso Nizame Kuoshwa Cover/Powerful Swahili Easter worship hymn/ With Lyrics

▶︎
Ato amiko ny Fanahy, ny Fanahin'ny Tompo_Hira Katolika Malagasy

▶︎
GAM - 9(Ry tompo zanahary)

▶︎
“Way Maker” Worship Songs | 2 Hours of Powerful Christian Praise From Everlift & Worship Now

▶︎
🎼🎧🙏MEDLEY HIRA FIDERANA meilleurs Slow évangélique 2023 (EDITION 1) (PEPE SHINE-RIJA RASOLONDR-JDAF)

▶︎
Ho fitiavana aho HIRA KATOLIKA (It's Nathie)

▶︎
Best Christian Morning Worship 2026 ✝️ Powerful Praise & Worship Songs | Peaceful Worship Music

▶︎
Manana Anao de Pasteur Jocelyn Ranjarison

▶︎
Eo Aminareo Mandrakariva l Hira Katolika l Gospel

▶︎
🙏🙏GOODNESS OF GOD, COME JESUS COME | Best Gospel Songs Of All Time Playlist | CeCe Winans Hits

▶︎
