Ny herin'ny famelan-keloka

Salamo 103:1-3 " Misaora an’i Jehovah, ry fanahiko; Ary izay rehetra ato anatiko, misaora ny anarany masina. Misaora an’i Jehovah, ry fanahiko; Ary aza misy hadinoinao ny fitahiany rehetra, izay mamela ny helokao rehetra, Izay manasitrana ny aretinao rehetra, ... "