ANY MALALA (ROSSY) x Elah sy Beloha

🎶 "ANY MALALA" (Rossy) 🎶 ✨Reprise Elah sy Beloha. Hira iray feno fihetseham-po sy fahatsiarovana, naverinay tamin'ny endrika vaovao nefa mbola mitahiry ny hakanton'ilay hira tany am-boalohany. 🎧 Ankafizo ary aza misalasala mizara raha tianao. Raha te hanamboatra hira manokana, hamorona feon-kira, na hanao arrangement ho an'ny hiranao ianao, dia aza misalasala mandefa hafatra miafina na manoratra amin'ny WhatsApp : 📱 +33 6 69 91 01 02 Mankasitraka hatrany ny fanohananao. 🙏 #anymalala #Rossy #elahsybeloha #covermalagasy #hiramalagasy #chansonpersonnalisée #arrangement #iacréative