Ny fitia no mampifankatia - Lalao Rabeson
Ny fitia no mampifankatia Misy nofinofy mamy Ny fitia no mampitia Ary koa mampitomany Ireo milaza fa hoe mifankatia Sy ireo mody manao izany Dia mino fa hoe mifankatia Nefa tsy afaka hitomany Ny fitia dia fijaliana Ary koa fitomaniana Ireo 'zay tsy afaka hitomany Dia tsy afaka hitia Ranomaso sy tomany sy tomany No ilaina raha hitia O ry Lala! o ry Tiako Ianao no hitomaniko Fa raha mbola eto an-tany Raha izay no sitrakao Hitomany aho hitomany Mba hitiavako anao Lalao RABESON Hira malagasy

▶︎
ROTSIROTSY KAIAMBA (VIDEO COMPILATION)

▶︎
Raitra

▶︎
🎤 Mahaleo - Fitia vao mitsiry (Cover)

▶︎
ANTSAN KIRA FIDERANA GROUPE LALAO

▶︎
Mba tandremo kely leitsy-Black jacks.Par: Cludegeorges.

▶︎
Mahaleo Paris/Savigny le Temple 2012

▶︎
kamary Raiki-pitia

▶︎
ZOPANAGE - Namana

▶︎
Izaho Irery Sisa (Whiter Shade of Pale) - Lalao & Jeannot RABESON

▶︎
JEAN RIGO : Les meilleurs SLOW de JEAN RIGO

▶︎
Miara-mihira - Poopy feat Tolotra & Mahefa Extrait Poopy Tena Kanto 2

▶︎
BEST SLOW OF BABAIQUE (VIDEO COMPILATION)

▶︎
IRAIMBILANJA-Tao an-tsekoly(Version 2020 Miritsoka Prod)

▶︎
Namana Jean Rigo lyrics

▶︎
Fara-mozika::Lalao RABESON

▶︎
RABL, Raha fitia

▶︎
Max Exception "Iza"

▶︎
Ny Ainga "Ray o! Mahatalanjona"

▶︎
Ny Railovy - Vonoy Ny Anarako (live au Carlton et CCESCA)

▶︎
