Miomàna 197_fév 2019 'ndrao ny fonareo hovesaran'ny fiahiahian'izao fiainana izao
[email protected] Lioka 21:34 Ary mitandrema, fandrao ny fonareo hovesaran’ ny vokatry ny fisotroan-toaka sy ny fahamamoana ary ny fiahiahian’ izao fiainana izao, ka ho avy tampoka aminareo tahaka ny fandrika izany andro izany. 35 Fa hihatra amin’ izay rehetra mitoetra etỳ ambonin’ ny tany rehetra izany. 36 Fa miambena ka mivavaha mandrakariva, mba hahery hianareo ka handositra izany zavatra ho avy rehetra izany ary hitsangana eo anatrehan’ ny Zanak’ olona.Aza mihevitra mihoatra izay tokony ho heverina, fa mihevera izay honony Romana 12:3 Aza miavonavon-kevitra ka mihevitra mihoatra noho izay tokony hoheverina; fa mihevera izay onony araka ny ohatry ny finoana izay nozarain’ Andriamanitra ho anareo avy.

▶︎
SEKOLY BAIBOLY N°02 GENESISY TOKO 02 VAHAO NY OLOKO MADAGASCAR

▶︎
Tantara RDB : TSY HO MANDRAKIZAY #gasyrakoto

▶︎
NI MUGOROBA KUWA 12|06|2026: SUKHOÏ YARASHE ABANYESHULI ISENYA N'AMAZU MURI MIMEMBWE.

▶︎
Miomàna 298 : Aoka izy hitandrina fandrao lavo 05 12 2021

▶︎
Trump lance une GUERRE TOTALE, l’Iran frappe les F-16 | Larry Johnson et Lawrence Wilkerson

▶︎
Aza misaina ny lasa ! Isaia 43.18

▶︎
EMISSION SPECIALE NAIVO RAHOLDINA 17 JUILLET 2025 BY TV PLUS MADAGASCAR

▶︎
Homba anao ny Tompo @ izay ataonao rehetra (Pr Razafiarison Emilien Mana isanandro : Josoa 3:1-17)

▶︎
ANTSAN KIRA FIDERANA 'GROUPE LAURENT RAKOTOMAMONJY'

▶︎
Témoignage fampaherezana ireo nidonampahoriana

▶︎
Miomana 195_Ampiomàny ny fonareo ho an'i YAH

▶︎
VITA NY MOMBA SITENY , ESORINA TSY HO PAN I SITENY RAHA TSY FAHOTANA ( Nouveauté gasy 2026 )

▶︎
TeaTime: Steve Andriamasy (Epistolier) "Ny fibebahana tena marina"

▶︎
Rain’ny kamboty sy Mpanome rariny ny Mpitondratena Andriamanitra . Salamo 68.5-6

▶︎
❌NAMPIAKA-PEO I Pr JEAN LUC NAMALY AN'I SITENY NANOLOANA NY VAVA NATAONY🚫❗

▶︎
AMPIFITIA Best of & Live - The Worship Moment (Emmision 18)

▶︎
Raha misaraka amin’ i Jesosy dia tsy mahay na inona na inona Jaona 15.5

▶︎
25Nov2025

▶︎
Miomàna 297 : Katsaho sy saino ny zavatra any ambony 28 11 2021

▶︎
