Tantara Malagasy - MIFAMENO (Tantaran'ny Radio RDB) Tantara Indray Mihaino

MIFAMENO Tantaran'i Radio Don Bosco Nekena dia ankizy vavy zanak'i Antsa, manana olana io ankizy io satria tsy ampy fitiavan-dray, nisaraka mantsy ny ray aman-dreniny. Mila vaniny foana i Nekena na manao ny ezaka rehetra aza ny renibeny sy Antsa reniny. Malahelo foana i Nekena indrindra rehefa mahita ny fiainan'ireo mpiara-mianatra aminy, manana ray sy reny miara-monina sy miara-manabe. Tsikaritry ny reny fa miaraka amin'ny tovolahy i Nekena ary fototry ny fibedesana ity farany izany, tonga fotoana tokana nahafahan'izy mianaka nifampiresaka... Niteny mafy an'i Antsa ny reniny mba hiverina amin'ny filazana ny marina amin'i Nekena, zafikeliny, tsy handainga mikasika ny tantaram-piainan'i Antsa sy izay rainy. Fetin'ny ray ka tonga nanatitra voninkazo teny amin'ny fasana iray i Nekena, lainga anefa ny tantara nambaran'ny reniny azy, nidongy hanopimaso ilay razana tao am-pasana izy ary navelan'ireo tompom-pasana. Sedera sy Miora dia mpivady maniry ny hiteraka anefa mbola tsy nahazo na nanaraka fitsaboana maro aza. Rehefa nifampiresaka izy mivady dia nifamboraka ny zava-misy mba hamenoana ny banga ao an-tokantranon'izy mivady dia ny hikarohana ilay zanak'i Sedera talohan'ny fanambadiana. Nifanojo tamin'ny lozam-pifamoivoizana i Sedera rainy sy i Antsa zanany vavy taty aoriana. Mpanoratra : Haingo Ny Fitia Mpilalao : Ony Mihajanirina Niravo Salohy Rakoto Faly Antsa Ravaka Nandray feo : Rolland Ramanantsoa Nanatontosa : Bruno Rakotomalala Tantara indray mihaino Tantara RDB Tantara Malagasy

Tantara Malagasy - FAMAIZANA MAHERY VAIKA (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara Indray Mihaino
▶︎

Tantara Malagasy - FAMAIZANA MAHERY VAIKA (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara Indray Mihaino

TANTARA MALAGASY - MIANDRY OLON-TIANA (Tantaran'i ACEEM Radio) Tantara Indray Miseho
▶︎

TANTARA MALAGASY - MIANDRY OLON-TIANA (Tantaran'i ACEEM Radio) Tantara Indray Miseho

RATSY FIAFARA: (Rnm) #gasyrakoto
▶︎

RATSY FIAFARA: (Rnm) #gasyrakoto

Amateka y'Itorero _Part 1| By The Rt. Rev. Dr. Jean Pierre Méthode RUKUNDO
▶︎

Amateka y'Itorero _Part 1| By The Rt. Rev. Dr. Jean Pierre Méthode RUKUNDO

Tantara Malagasy - HARENAN'I RAMATAHORA (Tantaran'ny Radio RDB) Tantara Indray Mihaino
▶︎

Tantara Malagasy - HARENAN'I RAMATAHORA (Tantaran'ny Radio RDB) Tantara Indray Mihaino

TSISY FIVERENANA TANTARA GASY
▶︎

TSISY FIVERENANA TANTARA GASY

Tantara Malagasy - AKANJO MARIAZY MIHOSIN-DRA (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara Indray Miseho
▶︎

Tantara Malagasy - AKANJO MARIAZY MIHOSIN-DRA (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara Indray Miseho

Tantara Kolo FM / Bira Ti'art --- Manjatiana Fiz 1 (Mampalahelo - Mampitaintaina)
▶︎

Tantara Kolo FM / Bira Ti'art --- Manjatiana Fiz 1 (Mampalahelo - Mampitaintaina)

Tantara Malagasy - ILAY HAFATRA MIAFINA (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara indray miseho
▶︎

Tantara Malagasy - ILAY HAFATRA MIAFINA (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara indray miseho

Lalan-kizon-dRasoamasay - Tontolon'ny Tantara [🔥Abonnes - toi🔥]
▶︎

Lalan-kizon-dRasoamasay - Tontolon'ny Tantara [🔥Abonnes - toi🔥]

Tantara Malagasy - RIVO -(Tantaran'ACEEM)❤💕ABONNEO NY PEJY TSIKA👍
▶︎

Tantara Malagasy - RIVO -(Tantaran'ACEEM)❤💕ABONNEO NY PEJY TSIKA👍

Tantara Gasy -  Mpanenjika a? .... ntsss
▶︎

Tantara Gasy - Mpanenjika a? .... ntsss

Tantara Malagasy - LOVA HAFA KELY (Tantaran'ny Radio MBS) Tantara Indray Mihaino
▶︎

Tantara Malagasy - LOVA HAFA KELY (Tantaran'ny Radio MBS) Tantara Indray Mihaino

Fangarom-piainana — Tantara RDB #gasyrakoto
▶︎

Fangarom-piainana — Tantara RDB #gasyrakoto

RANON'AFERO (Tantaran'ny Viva Radio) Tantara Lava
▶︎

RANON'AFERO (Tantaran'ny Viva Radio) Tantara Lava

TANTARA MALAGASY - TAKALON'AINA NAMPIDI-DOZA
▶︎

TANTARA MALAGASY - TAKALON'AINA NAMPIDI-DOZA

Mendrika - Tontolon'ny Tantara [🔥Abonnes - toi🔥]
▶︎

Mendrika - Tontolon'ny Tantara [🔥Abonnes - toi🔥]

Tantara Kolo FM / Bira Ti'art --- Vokatry ny ditra (Mampitaintaina - Mifono anatra)
▶︎

Tantara Kolo FM / Bira Ti'art --- Vokatry ny ditra (Mampitaintaina - Mifono anatra)

Tantara Malagasy - ADALANA SA SAFIDY - (Tantara lava ny Radio Nasionaly Malagasy ) ARAHO NY PEJY👍❤
▶︎

Tantara Malagasy - ADALANA SA SAFIDY - (Tantara lava ny Radio Nasionaly Malagasy ) ARAHO NY PEJY👍❤

Tantara: TANALA BE— Record Fm- ⛔️TSY AZO AMIDY⛔️ #gasyrakoto
▶︎

Tantara: TANALA BE— Record Fm- ⛔️TSY AZO AMIDY⛔️ #gasyrakoto