VARY AMIN'NY ANANA SY CATLESS by Sandy - Aôdy Nareo by RTA

Fandaharana faha-13 eto amin'ny fandaharana Aôdy Nareo eto amin'ny RTA (version courte) Mpandray anjara : Mme Sandy any Ambohitrimanjaka Menu : Vary amin'ny anana sy Catless Manaraha finaritra ô ! Ankafizo ny nahandro sy ny sakafo malagasy ! Fandaharana nahandro sy lakozia novokarin'ny RTA Sponsors : LMOI - HITA - Habibo Group - Canal+ Madagascar - Sanifer Partenaire : Vatel Madagascar Hotel & Tourism School Septembre 2022 - Madagascar #RTA #Sakafo #malagasy #Aôdy_Nareo #Fandaharana #VaryAminNyAnana #Ambohitrimanjaka #Sandy