Mangataka rano (tononkira CC) - Rija Rasolondraibe (2024)

Jaona 4:14 fa na iza na iza no misotro ny rano izay homeko azy dia tsy hangetaheta mandrakizay; fa ny rano izay homeko azy dia ho loharano miboiboika ao anatiny ho fiainana mandrakizay.