John Oabmar - Tsy Misy Ohatr'Izany (Lyric Video)
Turn on captions/subtitles for the translations | Activez les sous-titres pour la traduction A fan made lyric video for the malagasy love song "Tsy Misy Ohatr'Izany" (More Than Anything) by John Oabmar. John Oabmar is an indie pop songwriter from Madagascar. This is his most popular song out on 2013. I have no information about any upcoming album yet. You can follow John Oabmar on facebook : https://www.facebook.com/MpamoronaMoz... Soundcloud: / johnoabmar This is my first lyric video using adobe flash cc so please be easy :) All Rights go to Wanaw Sttudios : https://www.facebook.com/wanawstudios... Lyrics: [1] Hoy Ianao, Hoy Ianao hoe ahy Ianao Niteny Ianao, Niteny Ianao hoe ahy, ahy Ianao Ny fahatsoranao Ny fieritreritrao Ny fomba fihaingonao Sy fiomehezanao Ny fijerinao Sy ny fitsikinao Sy 'zay momba anao [2] Faly aho fa eo Ianao Faly aho manana anao Faly aho fa mitsambikimbikina ny foko Raha vao hitako Ianao Ka ho ventesiko androany Mba misy hohenoinao foana rehefa tsy eo aho Tiako Ianao Tsy misy ohatr'izany [3] Hoy Ianao, Hoy Ianao hoe ahy daholo Tazomiko ho ahy Tazomiko ho ahy iray manontolo Ny fahatezeranao Sy ny alahelonao Ny tantaranao Na tsara na tsy tsara Ny hadisoanao Izay nanenenanao Sy 'zay momba anao [2]... [4] Raha toy ny fitiavako anao No ao am-pon'ny olona rehetra Angamba tsy hisy fahoriana intsony eto an-tany Ho sambatra tokoa... [2]X2...

John Oabmar - Tsy Misy Ohatr'izany (Rakitsary Ofisialy)

Tanjona Randrianarivelo - Iray Vera sisa (Official Video)

Ayam - Selfish

John Oabmar - Adala Aho (Rakitsary Ofisialy)

TOMPO Ô TIAKO FOANA (Pst Jocelyn) By Guitare Mamy & Narindra

Sedra - Poopy feat Ken - Extrait Poopy Tena Kanto du 01 Mars 2026

Tantara Mamy - Nate Tex feat Gaëlle Tsirininofy 2019

'ZAY - Tena Hafa

'ZAY - Nitempo Anao

Ampindramo - Mika sy Davis
![Skaiz - Tsy Avelako Ho Nofy [ Official audio 2020 ]](https://i.ytimg.com/vi/Tp4ll9FN5sI/hqdefault.jpg?sqp=-oaymwEjCNACELwBSFryq4qpAxUIARUAAAAAGAElAADIQj0AgKJDeAE=&rs=AOn4CLA_D-Zqbs4oNht_cF0EOioNKrX0kQ)
Skaiz - Tsy Avelako Ho Nofy [ Official audio 2020 ]

Lasany - Sity Rakoto- Version Audio

HAFA MIHITSY | REKO

Ianao tiako - Ny Beka (Tononkira)

ALALÁ - Vero (Live Session)

Niu Raza - Laingalainga

Njakatiana - Anaro Aho (Lyrics By ARISON Films)

Hosea Marlyn - FITIA (Horonantsary Ofisialy)

Ilay hatsaranao - MIRADO

