Toriteny Paska 2026 | Lioka 24: 01-09 | Pasteur Edison Randriamalala
— Lioka 24: 01-09 — Fa nony maraina koa tamin'ny andro voalohany amin'ny herinandro, dia nankany amin'ny fasana izy nitondra ny zava-manitra izay efa namboariny. Ary hitany fa, indro, ny vato efa voakodia niala tamin'ny fasana. Dia niditra izy, nefa tsy nahita ny fatin'i Jesosy Tompo. Ary raha mbola very hevitra tamin'izany izy, indreo, nisy roa lahy niseho taminy nitafy fitafiana manelatrelatra. Ary nony natahotra izy ka niankohoka, dia hoy izy roa lahy taminy: Nahoana no ato amin'ny maty no itadiavanareo ny velona? Tsy ato Izy fa efa nitsangana; tsarovy ny teny izay nataony taminareo, fony Izy mbola tany Galilia, hoe: Ny Zanak'olona tsy maintsy hatolotra eo an-tànan'ny mpanota ka hohomboana amin'ny hazo fijaliana ary hitsangana amin'ny andro fahatelo. Dia nahatsiaro ny teniny izy. Ary niverina niala tamin'ny fasana izy, dia nilaza izany rehetra izany tamin'ny iraika ambin'ny folo lahy sy ny namany rehetra. ——————————————————————————————————————————— ➡ / flmparis

HAVOTAFO DU 26 JUILLET 2026 BY KOLO TV

Fampaherezana hoan'izay mandalo ady sarotra ( Pasteur Razafiarison Emilien : Salamo 109 : 21 - 31 )

FANDAHARANA MANOKANA MJS

FIHIRANA FANAMPINY - Vol.01 (Avy ny Maraina - Full Album Audio)

Toriteny | Apokalypsy 3: 1-6 | Dr Lalao Rakotomahanina

TeaTime: Steve Andriamasy (Epistolier) "Ny fibebahana tena marina"

Toriteny- Alahady 14 Novambra 2021

FIUL MILIONARULUI S A NĂSCUT SURD — PÂNĂ CÂND ANGAJATA A FĂCUT CEVA CARE I A LĂSAT PE TOȚI ÎN ȘOC

RESTORE YOUR PRAYER ALTAR BEFORE IT'S TOO LATE | Apostle Joshua Selman. #apostlejoshuaselman

MOFONAINA ‐ 07 Febroary 2024 - 1 Mpanjaka 2 /1 4

🎼🎧🙏FIDERANA VARIETES EVANGELIQUE 2025(EDITION 11) (Rija Ras-Revival-TDL-Shine -NyAvo-Henika-PépéShN)

ATAOKO AHOANA NY FITIAVAKO

Best Worship Songs 2026 ✝️ Way Maker | Top 100 Christian Praise & Worship Music Playlist

FIHIRANA FANAMPINY Vol.02 (Avy ny Maraina - Full Album Audio)

IZA MOA 'SE... DAMA?

El Espíritu Santo Puede Cambiar Tu Vida Hoy | Motivación cristiana CharlesStanley

Waldorf Astoria Maldives | Ultra-luxury Private Island Resort (Full Tour in 4K)

Toriteny 22/02/2026 | Matio 16: 21-23 | Dr Jean Randriambololona

Mofonaina 20 Jolay 2025 2 Mpanjaka 1/2-18

