HIRA - REKO
Our new single called « HIRA » meaning « song » Get the album Andao : / album . https://www.deezer.com/fr/album/19249... Also available on spotify Subscribe to the "Reko - Official" channel for all the best and latest official music videos, behind the scenes and live performances: https://www.youtube.com/channel/UCNfc... See more official videos from REKO here: https://www.youtube.com/watch?v=MjPAy... https://www.youtube.com/watch?v=9wo5T... https://www.youtube.com/watch?v=LOX8v... https://www.youtube.com/watch?v=TNa0X... Follow REKO: Instagram: / Facebook: / reko.band YouTube: https://www.youtube.com/channel/UCNfc... About Reko: We are a band from Madagascar, we’re making music out of our brokenness and paint hope on the silence of life. #RekoBand #Hira Andao by Reko – music.apple.com Music in this video HIRA He ! izaho ihany ilay omaly. Tsapako nihamaivana aho rehefa nizara taminao. Nefa reko mbola marary. Tiako ho sitrana aho izao dia izao nefa tsy izay angamba no ilaiko. Voaiko ny foko na dia kely aza ny aiko. Hikiry aho hatoky, bobaikoiko ny saiko. Mba hisy hira, hira tsara indray Hiarahako mihira amin’ireo miady toa ahy. Raha mbola misy hazavana kely ato anatiko, Tsy avelako hofaty fa hokopahiko. Ataoko hira ho an’ireo miady toa ahy. Eh ! inty indray aho androany. Sarotra amiko ny mihetry, izaho somary mafy loha. Nefa na izany na tsy izany ! Haiko hoe izaho no mila mianatra fa tsy ianao no mila miova. Be ny ambopoko kanefa be ireo tsy haiko. Aoka re ny adisoako ho lesona hampitaiko. Mba hisy hira, hira tsara indray Hiarahako mihira amin’ireo miady toa ahy. Raha mbola misy hazavana kely ato anatiko, Tsy avelako hofaty fa hokopahiko. Ataoko hira ho an’ireo miady toa ahy. Raha hiresaka amiko ny haintaina, Ampianaro aho hiaino. Aoka ny fahanginana hampianatra ahy hahalala ahy. Aoka ny fahelam-potoana hampianatra ahy haharitra foana foana. Aoka izay rehetra very hampianatra ahy ny hany fananako dia ianao irery. Ireo sento, toloko ; nanome hira ho hiraiko. Misaotra manaiky antsoiko na oviana ilaiko. Fa misy hira, hira tsara izao Hiarahako mihira amin’izao tontolo izao. Raha mbola misy hazavana kely ato anatiko, Tsy avelako hofaty fa hokopahiko. Ataoko hira ho an’ireo miady toa ahy.

TONGASOA - REKO

𝐒𝐀𝐌𝐎𝐄𝐋𝐀 - 𝐌𝐀𝐌𝐏𝐈𝐑𝐄𝐕𝐘 (Full Album Audio / Studio MARS 1997)

HATSARAN'NY TOMPO | GOODNESS OF GOD | BODOKELY

Very

HATRAIZA / AZA AVELA - REKO

RABOUSSA-EFA FANTATRAO

ATAOKO AHOANA NY FITIAVAKO

KTLM PARIS - Tefeo ny foko (Karmela cover) (clip officiel)

Any Ho Any - Reko Band

BOLO - Ravitoto (Official Video)

MASOANDRO MIBALIAKA- REKO

HARAMBATOKO (Official Music Video) // Manoa Andriamandimbisoa & Fy Rasolofoniaina // TOKO VOALOHANY

Izay

🎼🎧🙏MEDLEY FIDERANA GOSPEL ÉVANGÉLIQUE EDITION 10(TGC-GMMC-JAWS BAND-SINGERS OF JESUS-TANORA IN FAITH

Ilay hatsaranao - MIRADO
![Rak Roots - Kely sisa [Lyrics Video]](https://i.ytimg.com/vi/AlvCHc_RKv4/hqdefault.jpg?sqp=-oaymwEjCNACELwBSFryq4qpAxUIARUAAAAAGAElAADIQj0AgKJDeAE=&rs=AOn4CLDncArjFBfNjC39ScTMwNoDxLYiUw)
Rak Roots - Kely sisa [Lyrics Video]

LIVE - REKO BAND - FY RASOLOFONIAINA - 22/12/2024

Mahaleo Paris/Savigny le Temple 2012

HAFA MIHITSY | REKO

