Modia Ravalovotaka (R-Clée)

MODIA RAVALOVOTAKA (R-Clée) ------------ Ho anareo rehetra izay miely any alavitra any e Mikaika ny eto Antanana: Modia Ravalovotaka. Agny avaratra agny: modia ravalovotaka Agny avaratra agny: modia ravalovotaka Agny atsimo agny: modia ravalovotaka agny atsimo agny: modia ravalovotaka. O lireto a! aza ariana ny tanindrazana O lireto a, aza ilaozana re ny havana O lireto a, aza ariana ny tanindrazana O lireto a, aza ilaozana re ny havana. Angy andrefana agny: modia ravalovotaka Agny andrefana agny: modia ravalovotaka Atsinana agny modia: ravalovotaka Atsinana agny modia: ravalovotaka. O lireto a ! aza ariana ny tanindrazana .... I Dada sy Neny efa tsa eo mba ho tanjaka sy ho hery ho anay (x2) Adidy mavesatra ny aty, miasa mafy agnay marina mafy (x2) Adidy mavesatra ny aty no aty, mila havana re mba hifanampy Fa mikaika, mikaika re ny eto antanana Renao va, modia ravalovotaka Fa mikaika, mikaika re ny eto antanana Renao va, modia ravalovotaka.