Misaotra bevata, P SHERZ
Fa ny fahasoavan’Andriamanitra e e ! No nahatoy izao ahy Zanahary Baba mitsimbigny e ! Zoky be Jesoa mitantagna Fagnahy e ia ! Nagnazava jeriko ô ! 1.- Zagnahary Baba mitsimbiny e ! Tsy namela an-tegna ho solafaka Narôvany e ia – Tiany ankitigny e ! Notsimbininy e, narôvany e, fa zanany e ! Ô ô – misaotra e a Baba Ô ô – misaotra ankitigny e ia Ô ô – misaotra e a Baba a Misaotra bevata. 2.- Zoky be Jesoa mitantagna Fôtony Izy tegna mpampianatra Zary resiko ô ia – Sakatsakagna aby e e ! Notantaniny e, narôvany e, fa zandriny e ! Ô ô – misaotra e a Baba Ô ô – misaotra ankitigny e ia Ô ô – misaotra e a Baba a Misaotra bevata. 3.- Fanahy masigny magnazava Nagnambara zaho (ny) tegna lalagna. Fagnahy e ia – Nagnazava jeriko ô ! Nankahery e e, nitsilo ô ô, nagnilo lalana e ! Ô ô – misaotra e a Baba Ô ô – misaotra ankitigny e ia Ô ô – misaotra e a Baba a

ANTSAN KIRA FIDERANA 'MIALY RAKOTOMAMONJY'

Inty aho, Jesoa - HIRA KATOLIKA

Matoa gny olo mifiopioka JMJ MADA 9 (Tanora Toliara)

FONAY FALIFALY A BABA EE, DERAINA E E ISAORANA

Tantara Malagasy - TAKELAKA MAINTY (Tantaran'i VIVA Radio) Tantara Indray Mihaino

WINDOW WORSHIP SESSION avec Toky Narindra

Ilay ora faha-9 faran’ny valifatin’angatra ( Rdb) #gasyrakoto

Na miolakolaka ho aiza ianao

Be ankitiny 1, P SHERZ

Injay fa miantso ahy, ny feon'ny fitiavana IT'S NATHIE (Hira Katolika)

ANTSAN KIRA FIDERANA 'GROUPE LAURENT RAKOTOMAMONJY'

Ato amiko ny Fanahy, ny Fanahin'ny Tompo (Hira Katolika Malagasy)

Saotra sy dera | Fihirana Zafindraony | Hira Fiderana Malagasy

AMPIFITIA Best of & Live - The Worship Moment (Emmision 18)

CSVP ECAR Cathédrale Toliara - Mifiopioke Clip officiel

ATAOKO AHOANA NY FITIAVAKO

Mialy RAKOTOMAMONJY - "Tiako loatra"

Deraina

HATRAMIN'NY FARANY | Henika | Cevam Church

