Lemizo_-_Lolo sy ny tariny Cover AI
Lemizo (Lolo sy ny tariny) Satrin’i Lemizo a, Mba ho any Texas é, Hitaingin-tsoavaly a. Any a Zamerika é Manjaka toa mpanjaka Ny mpilalao basy a. Izany no mba nofinofiny Avy any anaty aloky ny Cher-fréra- N’Ambodin’andohalo a Tananan’i Lemizo a Ka efa mba nataony Ho toy ny Texas a. Any Andavamamba é Manjaka toa mpanjaka Ny mpilalao antsy a. Tsy azo lalovana hariva anie Ny eo antetezan’ilay Bekiraro Fa mety mahafaty a. (2) Ny vovon’i Lemizo a Ka vitany amin’ny daba a Miampy fehim-barika é. Rahoviana ka rahoviana Ny any andavamamba Ho toy ny zamerika é. Tomany, tomany i Lemizo anie Ka nampalahelo ka nampalahelo Ilay akama kely a Miakatra, miakatra ny rano anie Ambany tetezan’ilay Bekiraro Ka tondra-dranomaso a. I Dadan’i Lemizo a Mitondra dilizansy é. Eny Anosibe. Mahafinaritra azy Ny mitondra voiazera a. Manao taingim-be. Fa saingy ilay dilizansy anie Ka miadam-pandeha fa tsy ampy sakafo Ireo soavaly roa a. Indray maraina izay a. Voalako i Lemizo Voalakon’i Dada. Fa tratrany nitondra a Nitondra soavaly Soavalim-boatiry é. Soavaly anie ka antom-pivelomana é. Fa tsy rendrarendra, fa tsy rendrarendra Toa ny any Texas a. Satrin’i Lemizo a Mba ho any texas é. Hitaingin-tsoavaly a.

Raha mila fanampiana Mahaleo Cover AI

❌NAMPIAKA-PEO I Pr JEAN LUC NAMALY AN'I SITENY NANOLOANA NY VAVA NATAONY🚫❗

Serb Genetics Has No Explanation — And Science Knows it !

Ravorondreo Mahaleo Cover AI

Why Aliens Would NEVER Invade Africa

Orchéstre Baka Gbiné playing Kopolo - album version

Daughter of the Northern Winds ⚔️ Epic Viking & Celtic Music ● Nordheim Melodies 🛡️

Undefeated Muay Thai Champion Picked a Man — Didn’t Know It Was Bruce Lee, Everyone Booed Bruce

Telofangady_-_Iarivo Cover AI

💥 Publikum lacht PAUSENLOS! 😂 Lisa Eckhart führt Merz vor Millionen VOR!

Dubai's Shocking End: Why Dubai Has Suddenly Become a Ghost Town

VOROMBE TSARA DIA ERICK MANANA

Elon Musk’s Grok AI Was Asked About Jesus — What It Replied Is Disturbing

SOLANGA 06 Juin 2025- #Rossy na i #Jean Jacques Rabenirina

Mihevera - JEAN RIGO ( Cover by Marants'AI ) Version Pop-Gospel

Adolf Hitler – Speech to German workers at the Siemens factory in Berlin, November 10, 1933

Scientists Reveal Shocking Genetic Origin of Dutch DNA

Rihanna - Back To My Root (2026 Afro Music Video)

The Fastest Growing Languages on Earth Right Now

