MPAMOSAVY MIJORO SY MANAZAVA NY ZAVATRA ATAONY AMIN'NY ALINA

๐—ง๐—ฅ๐—”๐—ก๐—š๐—” ๐— ๐—œ๐—”๐—™๐—œ๐—ก๐—”: ๐— ๐—ฃ๐—”๐— ๐—ข๐—ฆ๐—”๐—ฉ๐—ฌ ๐—˜๐—ง๐—ข ๐—ง๐—”๐—ก๐—” ยซ ๐™ˆ๐™ž๐™ฉ๐™จ๐™–๐™—๐™ค ๐™จ๐™ฎ ๐™–๐™›๐™–๐™ ๐™– ๐™ข๐™–๐™ฃ๐™–๐™จ๐™ž๐™ฉ๐™ง๐™–๐™ฃ๐™– ๐™ค๐™ก๐™ค๐™ฃ๐™– ๐™ž๐™๐™–๐™ฃ๐™ฎ ๐™ ๐™ค๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™ข๐™ฅ๐™–๐™ข๐™ค๐™จ๐™–๐™ซ๐™ฎ ยป hoy i Hary, 37 taona, #mpamosavy monina eto Antananarivo. Nolovainy taminโ€™ny Bebeany no nahatonga azy namosavy, rehefa hiala aina ho faty iny ity farany dia namindra sy nitso-drano azy ka lasa tany aminy ny hery rehetra. ๐™๐™–๐™ฃ๐™ฉ๐™–๐™ฉ๐™ง๐™ฎ ๐™ฃ๐™ฎ ๐™ซ๐™–๐™™๐™ฎ ๐™–๐™ข๐™–๐™ฃ-๐™Ÿ๐™–๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™ฎ ๐™ž๐™ฏ๐™ฎ ๐™๐™ค๐™š ๐™ข๐™–๐™ข๐™ค๐™จ๐™–๐™ซ๐™ฎ, tsy misy olana anefa izany. Rehefa tsinam-bolana izy ireo no tsy maintsy mandeha mivoaka alina, miainga aminโ€™ny 11 ora sy sasany alina ary miverina aminโ€™ny 02 ora maraina. Manao fanatitra sy mandatsaka rร  anโ€™akoho any aminโ€™ny #Doany, isaky ny 2 volana, izy ireo dia mitombo ny heriny fa tsy mamono olona izany.