Ny Antsaly – Izahay Sy I Malala
Izahay Sy I Malala : "My Beloved and I" Dance of the bride and groom. 3-beat bar with 2-beat clapping hands (One of the peculiarities of Malagasy music: 3 beats and 2 beats together). The text reads: "My beloved and I, We cherish each other. Despite the hatred of those who don't like us. They may not like us ... And jealous of us! It concerns them We don't take it into account... » ______________________________________ Izahay Sy I Malala : « Ma bien-aimée et moi » Danse des mariés. Mesure à 3 temps avec battements de mains 2 temps (une des particularités de la musique malgache: 3 temps et 2 temps ensemble. Le texte dit: « Ma bien-aimée et moi, Nous nous chérissons Malgré la haine de ceux qui ne nous aiment pas. Ils ont beau de ne pas nous aimer ... Et nous jalouser! Cela les regarde, Nous n'en tenons aucun compte !... » ______________________________________ Dihin’ny mpivady, mesure à temps, miampy tehaka à deux temps, io no anisany mampiavaka ny mozika malagasy : temps 3/2. Toy izao ny tononkira : Izahay sy i malala re Mifankatia halan’olona Ka na iza na iza Manao tsy ho tia Mandrafy, mialona Azy ho azy ny azy Izahay sy i malala re Mifankatia halan’olona Tsy haoanay izany re Izahay sy I malala re Mifankatia mifanaraka Ny tiana zareo Dia saraky ny aina Tsy avela tsy ho hita re Tsy avela tsy ho hita Na oaviana na oaviana Izahay sy I malala re Mifankatia mifanaraka N’aiza n’aiza izany re.

Haody ry Analamangako
![RAINITELO /// NY VOLA TSY RATSY FA NY OLONA IHANY NO ANTONY [ HIRAGASY 2020 ]](https://i.ytimg.com/vi/FGtgkSQrTfo/hq720.jpg?sqp=-oaymwEbCNAFEJQDSFryq4qpAw0IARUAAIhCGAG4AvcY&rs=AOn4CLCcDibrVrBUxvzZ4yUbXox3cwaQyA&usqp=CCc)
RAINITELO /// NY VOLA TSY RATSY FA NY OLONA IHANY NO ANTONY [ HIRAGASY 2020 ]

Ny Antsaly – Fialonana

Manimanina - Ny Antsaly

Ny Antsaly – Rotsirotsy

Njila - Izahay sy malala

Ny tanantsika izay mifandray (clip officiel 2019)

IZAHAY SY MALALA | RADO FENTSU - RATOVO VALIHA️

Ny Antsaly – Hafatra

Majunga ve

NJILA::Izahay sy malala

Tambatra Ny Feon' Analamanga

Mahaleo • Marovoay | TVM 1982 #madagascar #malagasy

Ny Antsaly – Miangaly No Manina

Ho an'i Gabhy ... Medley 1 - Tarika Gabhy - Tanora mpankafy - Faniry - Honorat

Manimanina an'i Neny-Barijaona sy Odette Suzanah.

SOLIKA - Mifankatiava ihany

Barijaona & O'Suzah - "Ho melohina va ny foko ?"

