Antsoy ny anarako
Andry Mika 🎹 & Sandrine Rajaofetra 🎙️ “Antsoy ny anarako” (Nanie) 🎶✨ Nisy fihetseham-po lalina tao amin’ny live duo nataonay niaraka tamin’i Sandrine Rajaofetra, tamin’ny fanatanterahana ilay hira malaza “Antsoy ny anarako” an’i Nanie. Hira feno hafatra lalina momba ny fitokisana sy ny fiantsoana an’ilay Mpanjaka ambony, “Antsoy ny anarako, fa mamaly aho”. Hafatra mampahery sy mampatsiahy fa misy foana ny valiny ho an’izay mino sy matoky. Misaotra anareo rehetra izay nanaraka sy niara-niaina taminay tamin’ity fotoana tsara ity! 🙏🎷🎤 #AntsoyNyAnarako #AndryMika #SandrineRajaofetra #LiveDuo #Interpretation #MalagasyMusic #Nanie

▶︎
Isaoranay ianao (Bessa) @trifinitysoul

▶︎
FF 10 , Mivavaka aho satria

▶︎
ATAOKO AHOANA NY FITIAVAKO

▶︎
NANIE - ANTSOY NY ANARAKO (Tononkira)

▶︎
KTLM PARIS - Tefeo ny foko (Karmela cover) (clip officiel)

▶︎
❌NAMPIAKA-PEO I Pr JEAN LUC NAMALY AN'I SITENY NANOLOANA NY VAVA NATAONY🚫❗

▶︎
HATSARAN'NY TOMPO | GOODNESS OF GOD | BODOKELY

▶︎
Fandaharana- Romule. par: Cludegeorges

▶︎
How deep is your love performed by Trifinity Soul

▶︎
Antsoy ny anarako (Fanja Andriamanantena) By Miangaly & Tiana Dups

▶︎
ANTSOY NY ANARAKO - NANIE

▶︎
The Goodness of God played by Trifinity Soul Quartet

▶︎
🎼🎧🙏MEDLEY HIRA FIDERANA meilleurs Slow évangélique 2024(EDITION 8)LES ADLNES-NY AVO-TANORA IN FAITH)

▶︎
Valiha Fararano - Sasouh

▶︎
Hataka Bessa (AndryMika,Njaka,Yrinaf)

▶︎
Efa Voadinikao FF28

▶︎
WINDOW WORSHIP SESSION avec Toky Narindra

▶︎
Hira sy mozika ho an'i Neny

▶︎
Eto aho - Bodo & Mirado - Palais des sports 23 Novembre 2025

▶︎
