KARAOKE MIANATRA MISITAKA - MAHALEO

MIANATRA MISINTAKA MAHALEO Maika ny hanao sonia bokim-panjakana nefa toa tsy andry ny andro azo hialana Eny efa izany angamba no niombonana … Ô ralala ô ralala lala ô Ô ralala ô ralala lala ô …. Nahatsiaro nangitsy ka nitady hafanana Izay naleha rehetra anefa tsy nahitana Eny efa sitrakao ny namitaka …... Nahatsiaro resy izay vao nahita ny ngidiny Ka nisotro sy nirediredy tsy fidiny Eny efa sitrakao ny nisitaka ….. Ô ralala ô ralala lala ô Ô ralala ô ralala lala ô …. Toa tantsambo irery nilaozan-tsakaiza Ka na tafita aza anefa mba ho hatraiza Eny efa sarotra ny lalana … Ô ralala ô ralala lala ô Ô ralala ô ralala lala ô Ô ralala ô ralala lala ô Ô ralala ô ralala lala ô