Ora roa HIRA JESOSY MAMONJY (8)
Ny hira dia fanandratana, fotoana mamy hiaonana sy ahatsapana ny fanatrehan' Andriamanitra. Indro zaraina eto ora iray afahanao mankafy hira fiangonana Jesosy Mamonjy. Hira mamelombelona ny fanahy. Hira mitondra hafatra teo ambany fitarihan'ireo Ray aman-dreny mpanorina ny fiangonana Jesosy Mamonjy: Pastora M.A. Daoud mivady. Ny Tompo anie hikasika anao manokana sy hamelombelona anao eo ampihirana ny hira fiderana. Manasa anao "HI-ABONNER" amin'ny chaine hanarahanao hatrany hira Jesosy mamonjy vaovao sy hanohananao hanapariahanay ny hira fiderana. Listes Hira: 00:00 709 - Manana fiadanana ao am-poko aho 05:09 171 - Te ho toa an'i Jeso aho 08:35 Jesosy no hoderaiko 11:33 541 - Ny tenin'Andriamanitra 14:30 707 - Indro avy Jesosy 19:36 772 - Sambatra ianao 22:59 664 - Derao Jeso 28:02 512 - Tsy misy tahaka an'i Jesosy 31:28 1036 - ONENO AHO TOMPO 36:27 663 - Nanendry ahy Izy 39:48 430 - Misy anjara ho anao 44:52 782 - Inona no mba ataonao 48:13 1000 - Asandratray ho rehareha 53:15 913 - Velona indray ny Tompo 56:08 810 - Ilay tanàna mahafinaritra 1:01:06 1001 - Ianao no mamelona 1:06:09 814 - Tompo ô! henoy ny feoko 1:11:07 1026 - MIDERA RY FANAHIKO 1:16:04 694 - Ry panota ô avia 1:19:24 1040 - Nijaly ho ahy 1:24:21 1019 - HANAO IZAY MAHAFALY ANAO 1:28:18 1006 - Tonga ho anao Jeso 1:33:12 527 - Jesosy no vatovelona 1:36:29 823 - Tsy misy fomba hafa 1:44:38 774 - Na dia toy ny jaky aza 1:39:21 824 - Derao ny Anaran'ny Tompo

Ora iray HIRA JESOSY MAMONJY (9)

Ora iray HIRA JESOSY MAMONJY (2)

Marthe Hervée: Kristianina Malagasy sa Malagasy Kristianina?

yooooo!!! mbega byiza👏👏umutaramyi david vuningoma ataramanye na sikitu karahava🤔🤔

IGITARAMO CYA GAPUSI HELENA WAMAMAYE MU NDIRIMBO UMWUMBA NA RENA WARARIRAYE HAMWE N'UMUSHAKAMBA

nn ni.ny nn.ni The love is love lisu movie

Toriteny 03.08.25 hariva

INDIRIMBO NZIZA ZA CHORAL SHIREJURU _GATAGARA/RWANDA

New Playlist by HAKIZIMANA Evariste #No3

Tantaran'ny Fiangonana Jesosy Mamonjy eto Madagasikara (Partie 1/2)

Ora iray HIRA JESOSY MAMONJY (11)

Ora iray HIRA JESOSY MAMONJY (3)

Ny drafi-panarenana ataon'Andriamanitra ho an'ny tanora

INDIRIMBO ZOSE MWAKUNZE ZA TANGIGIHE CHOIR

🎤INDIRIMBO Z'UMUNEZERO 16 ZA TUBURIRE ISI choir ZITEYE UBWUZU🙏

EMISSION TV 31 MAI AMITIE

🎼🎧🙏MEDLEY Hira FIDERANA meilleurs Slow évangélique 2023 (EDITION 4) SPECIAL CEVAM LIVE

Play List Vol 9 et 12 IJWI RY'INZAMBA Y'IHEREZO CHOIR SDA MVUMU_MABAYI

HIRA NOELY 2022 (2). Ora iray HIRA JESOSY MAMONJY

