FILAMINAMBAHOAKA 01 JOLAY 2026

ASARAMANITRA 2026 : Nifanotrona tamin ny zanany ny FIANAKAVIAMBEN NY POLISIMPIRENENA . Niara-nifaly tamin ny zaza kamboty zanaky ny polisy maty amperin asa , na ny eny anivon ny akany any Ambatolampy , na ny KIA (Kamboty Ivelan ny Akany).