Clip Andron'ny Miralenta 1/2 - MILY CLEMENT - Saraha Georget, Antoko Maitso

Andron'ny Miralenta 1/2 - Hiran'i Mily Clément ho an'ny Antoko Maitso sy Saraha Georget - Miralenta tokoa ny vavy sy ny lahy raha ny fahaizana sy ny fahendrena. Hasin'i Madagasikara 25 octobra - 2013 - Clip vidéo.