Tantara malagasy -AMBADIKY NY HARENA (Tantara ny Aceem Radio) 👍❤ ARAHO NY PEJY TSIKA 💕
Tantara malagasy -AMBADIKY NY HARENA Tantara Lava ny Aceem Radio indray miseho NB: HO ANTSIKA MPAKAFY, NIFINDRA ATO NY CHAINE "Tantarako MADA"☢❤ -------------- 👍🎁ABONNEO NY PEJY MBA HO FANKASITRAHANA NY FIZARANA💕👌 -------------- Chaine TANTARA FIHAINO ✅ / channel -------------- Tantarako Mada dia mizara ireto Tantara sy Film na Clip amin'ny onjampeo, mba anomezana fahafahampoa antsika mpakafy ny zava-kanto MALAGASY. ------------ Tantara onjapeo malagasy, izay antsoina koa hoe tantara rindra na tantara am-bava, dia mitana anjara toerana lehibe eo amin’ny kolontsaina sy ny maha-izy azy ny Malagasy. Ity karazana tantara ity dia namparitaka ny tantaran’ny firenena, ny fomba amam-panao, ary ny soatoavina ara-pivavahana sy ara-tsosialy amin’ny alalan’ny feo sy fanononana. Tsy toy ny tantara nosoratana, ny tantara onjapeo dia mifototra amin’ny fitantarana am-bava ary matetika dia voatahiry ao an-tsain’ireo ray aman-dreny sy zokiolona, ka afindra amin’ny taranaka manaraka. ------------- Pour ceux qui veulent supprimer sa musique sur chaîne, svp contactez-nous directement : ✅email: [email protected] Misaotra antsika rehatra!!!

Tantara malagasy - FARIHY MAINTY (Tantara ny Radio Don Bosco) 👍❤ ARAHO NY PEJY TSIKA 💕

Tantara malagasy - FIARAHAMIASAN'NY MPIRAFY (Tantara ny KOLO FM )💕👌 ARAHO NY PEJY TSIKA💕

Tantara Malagasy - SATRIA.... | Tantaran'ny Radio Don Bosco (RDB)

Tantara Gasy - Samy Mijinja

Tantara Kolo FM / Bira Ti'art --- Valifaty mampihoro-koditra (Mampatahotra Mampitaintaina)

Tantara Malagasy - BE FIALONANA (Tantaran' i Radio Don Bosco/ RDB) ❤️

Tantara Malagasy - HITSAKA VALIN -KITSAKA (Tantara RDB)👍❤ ABONNEO NY PEJY TSIKA 💕

Tantara Gasy - Tsy afa-nigika

Tantara malagasy - RAHA HANADINO AHO (Tantara ny Radio Don Bosco ) 👍❤ ARAHO NY PEJY TSIKA 💕

TANTARA MALAGASY - MIJIJA IZAY NAFAFY

Tantara RDB — TSIARON'NY LASA | Indray Mihaino (Tantara Malagasy)

TANTARA MALAGASY - TROSA AINA (Tantaran'i RADIO MADAGASIKARA) Tantara Indray Miseho

Tantara Kolo fm: LAKALAKA #gasyrakoto

Tantara Malagasy - AFABELA (Tantaran'Radio Don Bosco) 👍❤ ARAHO NY PEJY TSIKA💕

SORONA - Tantara Malagasy

Din sy Bao - Tantara RDB RADIO DON BOSCO

Mpamosavy Lahy (Tantara kolo fm) Tantara Malagasy

Richard sy Rakri - Tantara VIVA Radio

TANTARA MALAGASY - VALIFATIN-DAVENOM-PATY (Tantaran'i RADIO DON BOSCO) Tantara Indray Miseho

