FAMOHA 26 FEVRIER

🔴 Efa niresaka ny tsiny sy ny tody isika, fa ny #ozona kosa manao ahoana? Iza no afaka manozona? Hatraiza no fetrany? Azo vahana ve na levonina na tapahana? 🤔🤔 Araho ary ny fandaharana #FAMOHA eto @ Malagasy TV iarahana amin'i #Ankoay sy i #Mialy🙏😇 Apetrao dieny izao ary ireo fanontaniana fa hoavaliana🙏🙏🙏