JORK 2 0 Jo Jopil Feat Chantal Léa Phénowomen(Bande originale JORK 2 eme Partie IMBILAYA)

Clip JORK 2.0, Mivoaka ny Alarobia 30 Janoary 2019 izao ny HORONANTSARY be mpiandry indrindra, JORK 2eme PARTIE IMBILAYA @ vidiny DVD Original 2000Ar Monja. Fadio ny PIRATE, YESSS. Isaorana Andriamanitra ary isaorana isika rehetra indrindra ireo ekipa maro sy nanampy tamin'ny rehetra. YESSS, NT PRODUCTION, JOLYWOOD.(Bande originale JORK 2 eme Partie IMBILAYA)